Tsena KiaMms

Tsena KiaMms Rejoignez-nous pour une expérience de shopping unique ! 👠👢👜👗

"

aody o mangatsiaka be ny andro zao , mora mandry ny laoka ity ny CHAUFFE PLAT  e. 18000Ar fotsiny eo ihany koa ny lunch ...
22/06/2026

aody o

mangatsiaka be ny andro zao , mora mandry ny laoka

ity ny CHAUFFE PLAT e. 18000Ar fotsiny

eo ihany koa ny lunch box , 4 be zao + sotro sy fourchette 35000Ar indray izy rehetra

Mp haingana ary e

mbola ato daholo ve isika ???ndao hiomana amin'ny vacance sy ny fety amzay e. amin'ireto fitovana tianareo be ireto alef...
21/06/2026

mbola ato daholo ve isika ???

ndao hiomana amin'ny vacance sy ny fety amzay e. amin'ireto fitovana tianareo be ireto

alefa tsikelikely eo dia samia misafidy izay mety.

efa ao anaty sary tsirairay ny vidiny

17/06/2026

Ela be tsy teto

efa miverina misokatra ny page tsika
Misoatra nahandry 🙏🙏

Hijery kely ny aram-pahasalamana indray isikaireto fitaovana ireto afaka atao fanomezana tsara amin'izao fetin'ny Reny i...
29/05/2026

Hijery kely ny aram-pahasalamana indray isika

ireto fitaovana ireto afaka atao fanomezana tsara amin'izao fetin'ny Reny izao hanarahany ny toem-pahasalamany .

Thermometre
Tensiometre

24/05/2026

Iangaviana izay rehetra nandefa Mp mba hiantso na handefa sms amin'ny +261336121665
Misy olana ny messenger ka tsy voasokatra..

Tsena marina orehefa avy mahandro dia atao anaty lunch box 👌avy eo mamana the na cafe amin'ny cafetière👉 Vilany alu seri...
17/05/2026

Tsena marina o

rehefa avy mahandro dia atao anaty lunch box 👌

avy eo mamana the na cafe amin'ny cafetière

👉 Vilany alu serie de 5
👉 Lunch box
👉 cafetière

NB: mbola misy foana ireo entana rehetra teo aloha an

Mbola dispo daholo ny pince tsika hoan'ireo rehetra nanontany an afaka manao commande amin'izay  o 🌸 Pince à linge indra...
14/05/2026

Mbola dispo daholo ny pince tsika hoan'ireo rehetra nanontany an

afaka manao commande amin'izay o

🌸 Pince à linge indray aloha ireto o 🌸
Tsara kalitao • Misy safidy maro dia anjaranao no mijery izay mety e ✨
📌

🩶 Pince à linge inoxydable,
💰 16000 Ar ny 100 isa (100 pièces) be izao.

🌈 Pince à linge (anaty filet kely)
💰 6000 Ar ny 50 isa (50 pièces )

🧺 Support misy pince 12 efa miaraka aminy
💰 7 000 Ar
🎀 Pince miaraka amin'ny tady élastique afaka entina n'aiza n'aiza
💰 8000 Ar
✅ miantso 0336121665

📩 Afaka mandefa message privé

Parce qu’on aime cuisiner, servir et recevoir avec du beau matériel qui dure…😍😍ireto indray ary no misy ato aminay e, az...
10/05/2026

Parce qu’on aime cuisiner, servir et recevoir avec du beau matériel qui dure…😍😍

ireto indray ary no misy ato aminay e, aza misalasala manontany, raha misy ilana amin'ireto
NB: mbola misy daholo ireo entana ao ambany ao an , jereo izy ilaina.

👌Poele à 4 trous: idéal pour œufs, crêpes, galettes, ...

➡️ 17 000 Ar

Chauffe-plat avec couvercle en verre – garde vos plats au chaud à table
➡️ 17 000 Ar

Tasse gourde en verre 360 ml

➡️ 8 000 Ar

Gourde en verre 400 ml

➡️8 000 Ar

Gourde thermos inoxydable 800 ml ➡️ 17 000 Ar

Petite brosse qui dépanne bien
Brosse importée – solide, multi-usages
➡️4000AR


Ar

💐 Efa mahita cadeau FÊTE DES MÈRES daholo ve? misy maro azo hisafidianana ato aminay an 😍😍 ity Lambahoany ity tena top"H...
04/05/2026

💐 Efa mahita cadeau FÊTE DES MÈRES daholo ve?
misy maro azo hisafidianana ato aminay an 😍😍

ity Lambahoany ity tena top

"HAFA IHANY I MAMA" no soratra aminy

📏 Taille : 1,5 m × 1,2 m
vidiny : 14 000 Ar fotsiny
🧵 Matevina tsara – vrai coton (douceur et qualité)

🎁 Cadeau parfait pour lui dire "merci" avec le cœur.

afaka jifaina en gros koa izay mbola hivarotra an

Mp ou tel : 0336121665

Miditra amin'ny haingotrano indray isika .sady manome endrika ny trano no afaka afindra amin'izay tianao hametrahana azy...
03/05/2026

Miditra amin'ny haingotrano indray isika .

sady manome endrika ny trano no afaka afindra amin'izay tianao hametrahana azy

Lampe cristal portable
chargeable amin'ny type C

25000Ar fotsiny

Mp na miantso ny 0336121665

Address

Malaza Ampitatafika
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena KiaMms posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share