Hay Tek

Hay Tek ⚡ Votre univers High-Tech à portée de main 📱 Smartphones • 🎧 Audio • Qualité garantie💯

🔥 ÉCOUTEUR NECKBAND ITEL... 🔥Mila écouteur maharitra, manome feo tsara nefa tsy lafo ve ianao? Ity ny chip ho anao! Tsy ...
01/07/2026

🔥 ÉCOUTEUR NECKBAND ITEL... 🔥

Mila écouteur maharitra, manome feo tsara nefa tsy lafo ve ianao? Ity ny chip ho anao! Tsy mila mampiasa finday lava koa ianao fa afaka asiana Carte MicroSD hihainoana mozika mivantana! 🎶

Ny tombony rehetra ho anao:

🎵Son Haute Résolution & Immersif: Feo madio sy mazava tsara (Audio Hi-Res).
🔋Batterie 360 mAh: Mahazaka hatramin'ny 5 ora mozika tsy miato.
💾 Stockage Amovible: Afaka asiana Carte MicroSD (afaka mihaino hira avy hatrany na tsy misy finday aza).
🧲 Écouteurs Magnétiques:** Mifampisambotra amin'ny alalan'ny namana (aimant) mba tsy ho latsaka sy ho mora entina.
✅ Authentique & Disponible immédiatement: Entana ho anao avy hatrany, tsy miandry pre-commande.

---

💰 Vidiny : 25.000 Ar
🛵 Livraison: MAVANDRA / GRATUITE ho anao eto an-drenivohitra (en ville)!

---

📥 Midira hafatra miafina na mp haingana...
☎️ 0341755342 / 0335825310

HAINGANA SAO HO TARA E...🏃🏃

🔥 ALERTE BON PLAN CHEZ HAY TEK ! 🔥Raha mitady écouteur neckband mahazaka tsara sy manana feo mafy ianao, dia ity no ho a...
30/06/2026

🔥 ALERTE BON PLAN CHEZ HAY TEK ! 🔥

Raha mitady écouteur neckband mahazaka tsara sy manana feo mafy ianao, dia ity no ho anao! Tsy mila manahy intsony amin'ny resaka finday lany bateria na écouteur tapatapaka feo.

✨ Ny tombony rehetra amin'ity Écouteur Neckband ity:

🔋 Batterie matanjaka (500 mAh): Mahazaka hatramin'ny 30 ora fihainoana hira na resaka an-tariby.

🖥️ Écran LED intelligent: Mahita tsara ny salan'isa (pourcentage) sisa tavela amin'ny baterianao amin'ny fotoana rehetra.

⚡ Charge Rapide: Haingana kely ny fahafenoany, tsy mampandany fotoana.

🔊 Bass Boost: Feo madio, mazava tsara ary misy "Bass" mahery vaika ho an'ny mpitia mozika.

📶 Bluetooth 5.3: Mampifandray haingana sy tsy tapatapaka amin'ny finday.

🪶 Design maivana sy mahazo aina: Tsy manelingelina ny vozona na ny sofina na dia ampiasaina tontolo andro aza.

💰 Prix exceptionnel : 25.000 Ar seulement !
📦 Disponible immédiatement
💯 Produit Authentique

🛒 Comment commander ? Envoyez-nous un message privé directement ou Whatsapp au 0335825310

☎️0341755342

💥 🎧 CASQUE BLUETOOTH (Neckband) – Kalitao ambony sy Maharitra!✨Mila écouteur maharitra sy manome feo mazava tsara ve ian...
27/06/2026

💥 🎧 CASQUE BLUETOOTH (Neckband) – Kalitao ambony sy Maharitra!✨

Mila écouteur maharitra sy manome feo mazava tsara ve ianao? Ity misy safidy tonga lafatra ho anao!

Ny mampiavaka azy????

🔋 Faharetan'ny batterie:Mahatratra 48 ora (48h d'autonomie) – Tsy manahy lany andro intsony rehefa eny an-dalana!
⚡ Hery: Batterie 300 mAh.
📶 Teknolojia farany:Bluetooth 5.2 (Mifandray haingana sy tsy mitsitapatapaka).
🔊Feo miavaka:Son HD stéréo (Mavesatra sady mazava tsara ny feo).
👂 Confort longue durée (Tsy mankarary sofina na dia ampiasaina maharitra aza).

💰 SARANY TENA MIRARY: 25000ar💸
Livraison possible 🚲🛵🚗

☎️: 0341755342

Address

Anosizato
Antananarivo

Telephone

+261341755342

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hay Tek posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share