Happy Soul

Happy Soul L'art du textile personnalisé

Impression DTF | Sérigraphie | Broderie fait main OU industriel
NIF & STAT à jour

Lokolokoy e 💚💛❤️💜Ary raha mba miala kely amin'ny mahazatra ndray e 😎 aiza dia mainty sy fotsy foana no hanaovana eto 😁Sa...
24/06/2026

Lokolokoy e 💚💛❤️💜

Ary raha mba miala kely amin'ny mahazatra ndray e 😎 aiza dia mainty sy fotsy foana no hanaovana eto 😁

Sa inona ny loko tadiavinareo ? 🤗

Alefaso mp fotsiny dia jerentsika 😍

PS: Amin'ny volana jolay indray ny fandraisana commande vaovao anh 😊 Zao mbola feno aloha 👋

Antonona anareo tsara ihany ve ny farany ilay akanjo nisy nitomboana tamin'ny mbola kely reny ? 😅☺️ Sweatshirt Taille XL...
23/06/2026

Antonona anareo tsara ihany ve ny farany ilay akanjo nisy nitomboana tamin'ny mbola kely reny ? 😅☺️
Sweatshirt Taille XL (norme européenne) disponible de suite 🇲🇬
Tissu coton matevina tsara 👌
Unisexe io , mety na an-dehilahy na am-behivavy 😁

Premier arrivé, premier servi 👋

Mangatsiaka ihany kay koa 🥶🥶🥶Ity disponible de suite aloha mafanafana tsara ☺️  Taille L (norme européenne) Afaka entina...
22/06/2026

Mangatsiaka ihany kay koa 🥶🥶🥶

Ity disponible de suite aloha mafanafana tsara ☺️ Taille L (norme européenne)

Afaka entinareo mijery afomanga 🇲🇬🎆🎇🧨

PS: Tsy mandray commande livrena amin'ity semaine ity intsony zahay fa afaka manao pré -commande dia livrena début juillet 👌

Joyeuse fête à tous les papas ☺️🥰👋
21/06/2026

Joyeuse fête à tous les papas ☺️🥰👋

Maro be ianareo no manontany hoe mbola misy articles pour papa sy papi ve ?Tena lany reto a , lany tanteraka... na ilay ...
19/06/2026

Maro be ianareo no manontany hoe mbola misy articles pour papa sy papi ve ?
Tena lany reto a , lany tanteraka... na ilay saika ho ataoko disponible de suite aza lany tampoka teo 🙏🙏🙏🙏🙏🙏
Mankasitraka be anareo , dia hialana tsiny zay tsy tomombana fa rotoroto be izy tamin'ity 😌 hialana tsiny ireo olona mahery ny folo tsy maintsy nolavina 😭

Any amin'ny 29 juin any ndray zahay vao mandray commande vaovao fa na ny amin'ny herinandro koa aza efa feno ☺️🤩

PS: Offline kely zahay ny après-midi fa andeha hankafy fetin-tsekoly 🥹

Mankasitraka tompoko dia mirary soa 🫶

✨Disponible de suite✨Ho an'izay mbola tsy nahazo fanomezana ho an'i dada 🎁🎁🎁🎁Traduction: Ity dia i rainy mihitsy 😅😍👉 Lot...
18/06/2026

✨Disponible de suite✨
Ho an'izay mbola tsy nahazo fanomezana ho an'i dada 🎁🎁🎁🎁
Traduction: Ity dia i rainy mihitsy 😅😍

👉 Lot T-shirt + Bodypress bébé
👉 Tailles dispos en commentaire

🔸Prix cadeau : à 35.000Ar seulement le lot 😎

Afaka tonga dia miditra mp avy hatrany 👋

Ato ay mijery hamamiana kely 🫶Faly ery zao i dada raha sady mahazo cadeau izy no manao an'ireto ilay zazà keliny o? ☺️Vi...
17/06/2026

Ato ay mijery hamamiana kely 🫶

Faly ery zao i dada raha sady mahazo cadeau izy no manao an'ireto ilay zazà keliny o? ☺️

Vitsy kely fa afaka manoratra mp zay liana 🥰🥰🥰

✨ 0-3 mois
✨ 3-6 mois
✨ 6- 9 mois

Fotsy sy mainty ihany aloha no misy , misy manche longue sy manche courte 😁

17/06/2026

Vlog kely manomana colis indray no zaraina aminareo androany 🤗

Ho anareo fikambanana, fiangonana, orinasa... Afaka manjaitra ny karazana tenue de travail rehetra izahay (t-shirt , polo , gilet , tablier , combinaison sns ☺️)

Manana NIF STAT ara-dalàna 👌

Aza misalasala miditra hafatra miafina 😁

PS: Mamerina ny fisaorana an'i Aponga - Music & Drum School 👋

Iza no tia maitso ato ? 💚💚💚💚 Maitson'ny fanantenana 💪Ensemble jogging mafana tsara 👌 asehoako fotsiny aloha misy hiomana...
16/06/2026

Iza no tia maitso ato ? 💚💚💚💚 Maitson'ny fanantenana 💪

Ensemble jogging mafana tsara 👌 asehoako fotsiny aloha misy hiomananareo mialoha 😁

Salama e 👋 Tapitra tanteraka ny fandraisana commande ho amin'ny fetin'ny ray 😊Mankasitraka anareo rehetra amin'ny fanoha...
15/06/2026

Salama e 👋

Tapitra tanteraka ny fandraisana commande ho amin'ny fetin'ny ray 😊

Mankasitraka anareo rehetra amin'ny fanohanana 🙏

Mirary soa beeee 🥰

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Happy Soul posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share