Shop MEVA

Shop MEVA Na dia kely aza no niandohanao , dia lehibe no hiafaranao

23/06/2026

🎉🇲🇬 ARENDRINA MADAGASIKARA 🇲🇬🎉
✨ Asehoy ny fitiavanao an’i Madagasikara amin’ity arendrina miavaka ity !
🔴⚪🟢 Misy ny lokon’ny sainam-pirenena Malagasy 🎵 Mamoaka ny Hiram-pirenena Malagasy rehefa alefa 🏡 Tsara ho an'ny haingon-trano, birao, sekoly, na fanomezana manokana

📏 Halavany : 35 cm
💸 Vidiny : 20.000 Ar monja

⚠️ STOCK TENA VOAFETRA ! Aza tara sao lany
📞 Commande & renseignements : ☎️ 034 30 335 37 📩 MP ouvert 24h/24
🛵 Livraison rapide manerana an'i Madagasikara
🇲🇬 Ento ao an-tranonao ny reharehan'i Madagasikara ! 🇲🇬
🇲🇬✨

23/06/2026

🔥🔥 PROMOTION EXCEPTIONNELLE ! 🔥🔥
😱 Votre armoire déborde ? Vos vêtements sont toujours en désordre ?
✨ La solution est enfin là ! ✨
🧺 Lot de 3 boîtes de rangement pliables 💰 SEULEMENT 20 000 Ar les 3 pièces !
✅ Rangez jeans, pantalons, t-shirts, sous-vêtements et accessoires en un clin d'œil ✅ Gagnez de la place dans votre armoire ✅ Design pratique et élégant ✅ Pliable, légère et résistante ✅ Fini les longues recherches chaque matin !
🏠 Une maison bien rangée, c'est plus de confort au quotidien !
🎁 Idéal pour toute la famille 🎁 Parfait pour chambre, dressing ou placard
📞 Commande : 034 30 335 37
⚠️ Quantité limitée ! Premier arrivé, premier servi !

💥 3 PIÈCES À SEULEMENT 20 000 Ar 💥 3 PIÈCES À SEULEMENT 20 000 Ar 💥 3 PIÈCES À SEULEMENT 20 000 Ar

✨ JAUNE D’ŒUF – Savon Traitant & Clarifiant ✨🥚 Envie d’une peau plus nette, plus douce et éclatante ?Découvrez le savon ...
23/06/2026

✨ JAUNE D’ŒUF – Savon Traitant & Clarifiant ✨
🥚 Envie d’une peau plus nette, plus douce et éclatante ?
Découvrez le savon Jaune d’Œuf 7 Days qui aide à nettoyer la peau en profondeur, à éliminer les impuretés et à unifier le teint. Sa formule à base de jaune d’œuf est appréciée pour ses propriétés nourrissantes et clarifiantes. �

💰 Prix : 16 000 Ar seulement

✅ Nettoie en profondeur
✅ Aide à réduire les taches et imperfections
✅ Rend la peau plus douce et lumineuse
✅ Convient pour le visage et le corps
⚡ Stock limité, profitez-en dès maintenant !
📞 Contact : 034 30 335 37
🇲🇬✨

😣 Tsy sahy mampiseho ny hohonao intsony noho ny holatra ?❌ Hoho mavo ❌ Hoho matevina ❌ Hoho simba sy mora tapaka✨ Averen...
21/06/2026

😣 Tsy sahy mampiseho ny hohonao intsony noho ny holatra ?
❌ Hoho mavo ❌ Hoho matevina ❌ Hoho simba sy mora tapaka
✨ Avereno ho madio sy tsara tarehy indray ny hohonao amin'ny PATCH ANTIFONGIQUE POUR ONGLES !
💙 Miady amin'ny holatra amin'ny hoho 💙 Manala ny loko mavo sy ny hatevin'ny hoho 💙 Manamafy ny hoho mora tapaka 💙 Manampy hahazo hoho madio sy salama indray
🌙 Apetaho alohan'ny hatory dia avelao hiasa mandritra ny alina (8 ora)

📦 32 PATCHS 💰 15.000 Ar seulement

🔥 Mora ampiasaina 🔥 Tsy mila salon 🔥 Afaka atao ao an-trano
⚠️ Stock voafetra !
📩 Commande izao dieny izao 🚚 Livraison partout à Madagascar 🇲🇬
📞 034 30 335 37 📩 MP pour commande

21/06/2026

✨💎 REDESSINEZ LES CONTOURS DE VOTRE VISAGE EN QUELQUES SECONDES ! 💎✨
Vous rêvez d’un visage plus fin et d’une mâchoire mieux définie ? 😍
🌟 Face Tape EELLHOE est l’astuce beauté discrète qui offre un effet lifting instantané sans chirurgie ni douleur.

💰 Prix : 20 000 Ar seulement 📦 Boîte de 60 patchs

✅ Effet lifting immédiat
✅ Aide à masquer le double menton
✅ Affine visuellement l’ovale du visage ✅ Transparent et ultra-fin
✅ Confortable et facile à utiliser
✅ Idéal pour les mariages, fêtes, shootings photo et événements spéciaux
💖 Obtenez un visage plus harmonieux et un profil plus élégant en quelques secondes seulement.

📞 Commande : 034 30 335 37 🚚
Livraison disponible

🔥 Stock limité – Profitez-en dès maintenant !

🌈🔥 ATAOVY MAMIRAPIRATRA NY DIANAO! 🔥🌈👟✨ LACETS LED LUMINEUX – Ilay accessoire tendance izay mampiavaka anao amin'ny alin...
18/06/2026

🌈🔥 ATAOVY MAMIRAPIRATRA NY DIANAO! 🔥🌈

👟✨ LACETS LED LUMINEUX – Ilay accessoire tendance izay mampiavaka anao amin'ny alina!

😍 Na mandeha soirée, anniversaire, concert, na fety eny an-kalamanjana ianao dia ianao no ho ivon'ny mason'ny rehetra!
✅ Loko maro mamirapiratra ✅ Mora apetraka amin'ny kiraro rehetra ✅ Mety ho an'ny ankizy sy olon-dehibe ✅ Maharitra ary tena manintona ✅ Mampitombo style sy originalité
🎁 Cadeau tonga lafatra ho an'ny namana sy ny ankizy!

💸 PRIX SPÉCIAL : 10 000 Ar MONJA

📞 Commande : 034 30 335 37
⚠️ Stock voafetra! 🚀 Aza miandry ho lany vao hanafatra!
✨ Rehefa mamirapiratra ny kiraronao dia tsy ho diso fantatra ianao! ✨
👟🌈🔥

🦋✨ PAPILLON LUMINEUX POUR CHEVEUX ✨🦋Ataovy miavaka sy mamirapiratra ny volonao amin'ity papillon LED lumineux ity! 🌈💫✅ M...
18/06/2026

🦋✨ PAPILLON LUMINEUX POUR CHEVEUX ✨🦋

Ataovy miavaka sy mamirapiratra ny volonao amin'ity papillon LED lumineux ity! 🌈💫

✅ Misy loko maro mamirapiratra
✅ Mora apetaka amin'ny volo
✅ Mety amin'ny fety, anniversaire, spectacle, soirée, sary ary cadeaux 🎁
✅ Tena manintona sy mahafinaritra ho an'ny ankizy sy olon-dehibe

💸 Prix : 🔹 5 000 Ar / pièce
🔹 13 000 Ar / 3 pièces
🔹 20 000 Ar / 5 pièces

📞 Commande : 034 30 335 37
⚡ Stock voafetra, araraoty dieny izao!

🔥🔥 PATCH MINCEUR SLIM LIFT – OFFRE SPÉCIALE ! 🔥🔥👙 Te hanana kibo fisaka sy vatana mirindra kokoa ve ianao ?✨ Slim Lift O...
17/06/2026

🔥🔥 PATCH MINCEUR SLIM LIFT – OFFRE SPÉCIALE ! 🔥🔥
👙 Te hanana kibo fisaka sy vatana mirindra kokoa ve ianao ?

✨ Slim Lift Original no namana tsara indrindra hanampy anao amin’ny fikarakarana ny bika aman'endrikao !

💸 Prix : 16 000 Ar monja 📦 Sachet iray = 5 Patchs

✅ Mora apetaka
✅ Tsy manelingelina rehefa manao ny asa andavanandro
✅ Mety ho an'ny vehivavy sy lehilahy
✅ Entina manampy ny programme minceur sy ny fanatanjahantena
🎯 Araraoty dieny izao fa voafetra ny stock !
📞 Commande : 034 30 335 37
⚡ Kely ny vola, lehibe ny vokany ! Aza miandry rahampitso fa ataovy anio ny dingana voalohany mankany amin'ny vatana nofinofisinao.
#0343033537

🔥🔥 VAOVAO HO AN'NY LAKOZIANAO! 🔥🔥😩 Leo menaka mitsipika manaratsy rindrina sy lakozia?💡 Vahaolana tsotra nefa tena mahom...
15/06/2026

🔥🔥 VAOVAO HO AN'NY LAKOZIANAO! 🔥🔥
😩 Leo menaka mitsipika manaratsy rindrina sy lakozia?
💡 Vahaolana tsotra nefa tena mahomby!
👉 PROTÈGE-FLAMME ALUMINIUM – mpiaro ny lakozianao isan'andro!
✨ Tombony: ✅ Miaro amin'ny menaka mitsipika sy tasy ✅ Mahatohitra hafanana avo ✅ Mora aforitra sy tehirizina ✅ Mora diovina, averina ampiasaina imbetsaka ✅ Atao manodidina ny fatana ao anatin'ny segondra vitsy

📏 Dimensions : 84 x 28 cm
💸 Prix : 12 000 Ar
🎉 PROMO : 2 pièces = 20 000 Ar seulement !

🏡 Ataovy madio, milamina ary matihanina kokoa ny lakozianao nefa tsy mandany vola be!

⚠️ Stock voafetra! Araraoty dieny izao ny promotion.
📞 Commande & Livraison : 034 30 335 37

🎉🌈 VAOVAO TENA MAHASARIKA HO AN’NY ANKIZY! 🌈🎉🧤✨ GANTS LED LUMINEUX MULTICOLORES ✨🧤Ataovy mamirapiratra ny fety sy ny fil...
11/06/2026

🎉🌈 VAOVAO TENA MAHASARIKA HO AN’NY ANKIZY! 🌈🎉

🧤✨ GANTS LED LUMINEUX MULTICOLORES ✨🧤

Ataovy mamirapiratra ny fety sy ny filalaovana! Rehefa mihetsika ny tanana dia mamelatra hazavana miloko mahafinaritra izay tena ankafizin'ny ankizy sy ny tanora. 🤩
💥 Mety amin'ny : 🎂 Anniversaire
🎉 Fety sy lanonana
🎭 Spectacle sy animation
🎁 Fanomezana manokana
✅ Hazavana LED miloko maro ✅ Mora ampiasaina ✅ Mahafinaritra amin'ny alina ✅ Tena manintona sy mampiala voly
🔥 PRIX SPÉCIAL : 20 000 Ar seulement 🔥
⚠️ Stock voafetra, aza tara fa lany haingana!
📞 Commande : 034 30 335 37

Address

Mahamasina
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Shop MEVA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share