28/07/2026
🥺Volo tsy mety maniry? Miongotra tsisy fitsaharany? Efa tapahana fa eeee!
💡Raha te hanana volo lava ianao de natao ho anao ity fa vakio hatramin'ny farany
📍Maro no antony tsy mampaniry ny volo fa ny solution dia iray ihany😊
💁🏻♀ Tsy mety maniry ny volo satri mety vakivaky
💁🏻♀Mety sasanao matetika dia mampiala ny sébum na menaka voajanahary avokan'ny odidoha
💁🏻♀ Mety maina loatra ilay volo/ tsy ampy hydratation
💁🏻♀ Mety mihintsana na miongotra be ohatra
📍 Fantaro anefa fa miankina amin'ny gêne koa ny volo/ mety efa taranaka be volo😃
💁🏻♀ Misy maniry be fona ny volony na tsy atao ninoninona 😯
💁🏻♀ Misy na maty sintona sy lokoina fona de maniry be ihany satri efa zay le volony🥱
,💁🏻♀ Misy tena tsotsofina kely amzao produit naturel sy inona rehetra zao fa tsy maniry 🥺
📍 Azo atao tsara manalava sy mapaniry ny volo rehefa salama izy😊
Maniry ny volo rehefa salama , izany hoe :
🚫Tsy vakivaky, tsy maina lotra, tsy miongotra be lotra ,sns
💡Raha simba be ny volo dia afaka tapahina tsara ary karakaraina mba ho salama dia maniry zo fona izy saingy samy manana ny faniriny ny volo
💡 Misy maniry aingana be/ misy maniry fa elaela kokoa
🤗 Zarao ary ho itan'ny hafa raha mba nahasoa anao
Araho tsy tapaka ny pejy de ataovy ao amin'ny commentaire izay fanontaniana tinao apetraka? 😘