24/11/2024
Hi guys ! 👋🏻
✨ Astuce taille ✨ Europe vs UK.
👉🏻Mbola very foana ve ianao na mbola tsy mahay amin'ny fisafidianana ny "taille" anao rehefa mijery akanjo !?
✅Ireto amin'ny sary ary ireo tsara ho fantatra amin'izany hahafahanareo misafidy ny akanjo mety aminareo, eny na eny amin'ny akanjo friperie azy.
⚠️ Raha misalasala ianao amin'ny taille anakiroa, dia tsara ny misafidy amin'ilay taille mapahazo aina anao.
Nb : eo amin'ny étiquette amin'ilay akanjo no ahitana an'ireo informations ireo.
🌹 Efa mahay daholo izany manomboka izao an. 😁
Zarao sao mahasoa ny namanao.
*Aza adino ny mi-s'abonne amin'ny page fa hisy zavatra maro ho zaraina ato*
Stay tuned !
Source : Google