TINAÏ MDG

TINAÏ MDG Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from TINAÏ MDG, Apparel & Clothing, Antananarivo.

ALERTE JEU Cadeau: kilalao 26 Asintsika kilalao indray Ary ato @ page e. Iza no te ahazo kilalao ho an'ny le Zaza kely a...
11/05/2026

ALERTE JEU

Cadeau: kilalao 26

Asintsika kilalao indray Ary ato @ page e.
Iza no te ahazo kilalao ho an'ny le Zaza kely ao ? 😘😘

Ndao Ary 👋
Abonné vous ✅
Partager cette publication 🚨🛑
Mentionneo namana 5 @
Izay betsaka partage sy mimentionne betsaka 🙏🙏

Tirage : 11 juin
Plus de partage plus de chance 🫣😘
Let's go

07/05/2026

26 juin Approche 🎊

CARTON ARENDRINA
38 Pièces et 40 pièces
38 pièces : 135.000 Ar
40 pièces luxe : 145.000 Ar

Livraison Tana et province 👍
Mp commande

Vonona vé nareo 😊Tena business ho an'izay mazoto mitady vola ty ♥️CARTON ARENDRINA 38 À 40 PIECES PRIX seulement 150.000...
06/05/2026

Vonona vé nareo 😊
Tena business ho an'izay mazoto mitady vola ty ♥️

CARTON ARENDRINA
38 À 40 PIECES

PRIX seulement 150.000 Ar

Livraison Tana et en province

Ela ela tsika tsy nisy publication sy vente Tato anaty page 🥺Fa oavy matanjaka bé mihintsy isika afaka Andro vitsivitsy ...
05/05/2026

Ela ela tsika tsy nisy publication sy vente Tato anaty page 🥺

Fa oavy matanjaka bé mihintsy isika afaka Andro vitsivitsy 🙏

Sady misy idée de business kely oanareo izay Liana 😊

Araho tsy tapaka n'y pejy dia inviteo namana

JEU   🎉. CADEAU ELO Ndao Ary, 👉Inviteo manamao rehetra i j'aime page 👉 Invitéo i participe @ jeu 👉 Partageo eo @ Muranao...
28/10/2025

JEU 🎉. CADEAU ELO

Ndao Ary,
👉Inviteo manamao rehetra i j'aime page
👉 Invitéo i participe @ jeu
👉 Partageo eo @ Muranao dia @ groupe maro

Ataontsika miparitaka be jeu dia bdb participants vo ataontsika tirage

Alefaso ary oh , bonne Chance 🙏🙏

Waouhhh 🥺♥️Ampiaraho @ IMPERMÉABLE Ireto ELO mamy Kely Ireto ♥️👌Elo misy tranony 15.000 Ar détails 9.000 Ar gros Tsy mis...
27/10/2025

Waouhhh 🥺♥️

Ampiaraho @ IMPERMÉABLE Ireto ELO mamy Kely Ireto ♥️👌

Elo misy tranony 15.000 Ar détails
9.000 Ar gros

Tsy misy tranony 10.000 Ar détails
7.000 Ar gros

Mp aingana fa Sady tsara ny qualité any ♥️♥️

25/10/2025

Bonjour daholo ♥️♥️
Ity Ary ny valiny Ilay lalao an ♥️♥️
Félicitations ho azy an 🥰🎉
Dia bisous be ho anareo

Asintsika condition Kely ( Raha tsy mandefa mp hatr@ demain matin izy an dia solointsika hafa 🙂)

Zay fa ho AVY ny lalao manaraka 😘😘

Rariva ki tsy adino fa tena sahirana Kely omaly an, Iza re no ahazo azy eh 😁😁
24/10/2025

Rariva ki tsy adino fa tena sahirana Kely omaly an,
Iza re no ahazo azy eh 😁😁

Ataontsika rariva à 18 h ny Tirage an, Ataontsika vidéo fa Mbola tsy Azo Anaovana live page 🥺Demain alefantsika indray J...
23/10/2025

Ataontsika rariva à 18 h ny Tirage an,
Ataontsika vidéo fa Mbola tsy Azo Anaovana live page 🥺

Demain alefantsika indray Jeu manaraka 🙏🙏
Aza miala alavitra 😘

Mazoto vé Nareo Raha Arosontsika ny Tirage jeu 😊😊Dia asintsika jeu Vaovao indray? EFA milatsaka mantsy ny orana 😊😊
22/10/2025

Mazoto vé Nareo Raha Arosontsika ny Tirage jeu 😊😊
Dia asintsika jeu Vaovao indray?
EFA milatsaka mantsy ny orana 😊😊

Address

Antananarivo

Opening Hours

09:00 - 17:00

Telephone

+261325228383

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TINAÏ MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to TINAÏ MDG:

Share