Itaosy Frip

Itaosy Frip Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Itaosy Frip, Apparel & Clothing, Andranonahoatra Itaosy, Antananarivo.

13/04/2025

Hamaly b***e hhr sy ondana Ary robe pull rahampitso.
Iza vonona Haka lohany?

01/01/2025

Arahaba nahatratra ny taona vaovao daholo e 🥰
Ho taona zina feno fahasoavana, fitahiana Ary fanambinana avy amin'Andriamanitra ho antsika rehetra anie ity taona ity 🙏🙏😍

Ho fanokafantsika izao taona ianao a Dia promotion bé isika 🥰
Misokatra Alatsinainy amin'ny 8 Ora ny tsena 🙂
Ka izao avy ny promotion atsika
👉Robe maxi : 5000-7000ar daholo
👉Mini robe: 3000ar
👉Slim jean:7000ar
👉Tee shirt /polo homme:2000ar
👉Tee shirt femme : 1000ar
👉Pallazo mivelatra: 4000ar
Mbola maro bé zareo a 🥰
Tongava fa tsy ho diso fanantenana nareo 😍🙂🥰🤤
📱0381651790
🏠 Itaosy andranonahoatra akaikin bricodis 🙂

02/07/2024

Mbola anaty hatsiaka isika aaa ☺️
Ireto ny entana mora nefa mirary a
Aza tara mandefa commande
Mandefa amin'ny faritra hatrany 🥰
👉Velours miracle
👉Medium
👉 Rideaux voile
👉 Jogging capuchon
👉 Jogging pantalon
👉 Kiraro andehibe sy an'ankizy
👉Robe pull
👉Drap
Mbola maro fa tongava mitsidika e

25/06/2024
Arrivage mora bé ooooo Tsy misy resaka lava bé fa mora oa 📱 0381651790🎁 ItaosyIreto ny arrivage👉Medium manify sy matevin...
09/05/2024

Arrivage mora bé ooooo
Tsy misy resaka lava bé fa mora oa
📱 0381651790
🎁 Itaosy
Ireto ny arrivage
👉Medium manify sy matevina
👉 Jogging pataloha andehilahy
👉 Manteau ambehivavy
👉Pataloha an'ankizy
👉 Botofotsy matevina sy manify
👉Boots
👉Crocs
👉 Kiraro andehibe
👉 Kiraro an'ankizy
👉 Robe pull
👉 Cartigan lava
👉Pijama ensemble

B***e Europe :
👊Pataloha mihaja/jean andehilahy
👊Pataloha ambehivavy
👊 Jogging capuchon
👊Sweat tee shirt
👊Pull homme
👊 Pull kids
👊 Rideau voile
👊 Couette

Aza misalasala miatso sy manantona fa vonona handray ana zahay e

Arrivage oooooIza Mila entana tsara nefa mora? Tongava aty amin'ny Itaosy Frip0381651790 Afaka mandefa amin'ny faritra r...
09/05/2024

Arrivage ooooo
Iza Mila entana tsara nefa mora?
Tongava aty amin'ny Itaosy Frip
0381651790
Afaka mandefa amin'ny faritra rehetra eto madagasikara a 🥰

Bonsoir daholo eeee 🥰Hasintsika jeu amin'izay Ary e 😊👉 Manao j'aime page 👉 Invité 'o ny namanao 10 hanaraka ny pejy ao a...
31/03/2024

Bonsoir daholo eeee 🥰
Hasintsika jeu amin'izay Ary e 😊
👉 Manao j'aime page
👉 Invité 'o ny namanao 10 hanaraka ny pejy ao amin'ny commentaires
👉 Partagé 'o ilay publication amin'ny sary
👉loka telo no zaraintsika
🎀Olona 3 no mahazo loka 🎁
🎀Izay mahazo réaction betsaka indrindra no mahazo loka a

Mardi amin'ny 8 isika hisarika ny tsara viana

31/03/2024

Coucou daholo eee 🥰
👉Entana arrivage bé
👉B***e premier choix
👉B***e européenne
🎀Prix cadeau 🎁
Ireto avy izy ireo
🎀Baby light 45kg: 550.000ar
🎀Baby light medium 45kg: 570.000ar
🎀Tank top(crop top)45, kg 450.000ar
🎀Slip femme 45kg: 720.000ar
🎀Mix dress :515.000ar
🎀Mini dress:565.000ar
🎀Cargo short homme45kg:720.000ar

Araho tsy tapaka pejy ☺️
Ho maro ny cadeau ho zaraina

26/03/2024

Salama daholo e 😊
Izahay ato amin'ny Itaosy Frip Dia afaka manome fahafaham-po amin'izay entana ilainao rehetra na gros na détails 🥰
Koa aza misalasala miatso sy mandefa hafatra fa vonona handray anao hatrany zahay 😘😘

Mandefa amin'ny faritra sy afaka manao livraison 😍

Address

Andranonahoatra Itaosy
Antananarivo

Telephone

+261381651790

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Itaosy Frip posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share