27/05/2026
Miovaova tokoa ny toetr’andro eto amintsika, ary toy izany koa ny lamaody ho antsika vehivavy.
Indraindray dia sahirana mihitsy mitady izay fitafy mety sy mahafinaritra ary mifanaraka amin’ny bikantsika, indrindra amin’izao vanim-potoana tsy mazava loatra izao, tsy mafana be, nefa tsy mangatsiaka ihany koa.
Koa ity ary no vahaolana tsotra sy mahasoa ho anao!
Giler sy Pataloha Blazer izay mety amin’ny vehivavy rehetra.
Na botabota ianao na somary kelikely dia manasongadina sy mampitombo ny fahatokisan-tena rehefa manao azy.
Amin’ny vidiny 50 000 Ar dia efa miakanjo azy.
Tsarovy ary fa ny tsara tsy miandry! Koa araraoty dieny izao!
Aza misalasala miantso na manatona anay raha mahaliana anao ny vokatra vokarinay. Ary tonga dia ho afa-po ianao !