HB Confection

HB Confection Atelier de couture des vêtements sur mesure,des accesoires et des prêts à porter🧵👗✂️

❤️❤️Tsy misy resaka betsaka fa tonga dia TSARA tsotr'izao fotsiny😍😍❤️❤️Bonne semaine à tous
24/11/2025

❤️❤️Tsy misy resaka betsaka fa tonga dia TSARA tsotr'izao fotsiny😍😍❤️❤️
Bonne semaine à tous

❗❗RESTOCK❗❗ireto couleur ireto no Best-seller tam erinandro teo, ka noho izany dia misy vitsy2 redisponible  indray❤️❤️❤...
20/11/2025

❗❗RESTOCK❗❗
ireto couleur ireto no Best-seller tam erinandro teo, ka noho izany dia misy vitsy2 redisponible indray❤️❤️❤️
Taille S M L 35000Ar,tena hoe mora
🚴🚴Manao livraison🚴🚴

😍😍TSARA foana ny loko FOTSY😍😍Mihaja,madio,manazava endrika otrin'ny hoe mitondra filaminan-tsaina be izany😍😍😍Tissus LIN ...
15/11/2025

😍😍TSARA foana ny loko FOTSY😍😍

Mihaja,madio,manazava endrika otrin'ny hoe mitondra filaminan-tsaina be izany😍😍😍
Tissus LIN amin'ilay tianareo tsara👌👌
Mp neny an💌💌
Livraison lundi🚴🚴
📞0344182844

🙏🙏Merci mes cheries🙏🙏🙏Lany ny ensemble-ntsika,misaotra ireo nanjifa📌Ezahana Mardi daholo ny livraison an'ireo izay nanao...
13/11/2025

🙏🙏Merci mes cheries🙏🙏🙏
Lany ny ensemble-ntsika,misaotra ireo nanjifa
📌Ezahana Mardi daholo ny livraison an'ireo izay nanao commande an.
Ao aorinan'izay indray mandray commande vaovao😘
Misaotra an'ity maman manjakely ity nandefa sary🙏🙏

😱😱WOW😱😱 Chemise mafatifaty kely alefako morabe ho an'izay haka azy Tissus crepe 📞0344182844💌Mp ary
12/11/2025

😱😱WOW😱😱
Chemise mafatifaty kely alefako morabe ho an'izay haka azy
Tissus crepe
📞0344182844
💌Mp ary

❗❗EH, AZA TARA❗❗Fa raha manao commande amin'ireto modèle ireto ianao,dia mahazo prix mora be fa araraoty😱😱Taille S M L 3...
10/11/2025

❗❗EH, AZA TARA❗❗

Fa raha manao commande amin'ireto modèle ireto ianao,dia mahazo prix mora be fa araraoty😱😱
Taille S M L
35000Ar
Tissus tsara qualité,maivamaivana,mihaja
🚴🚴Manao livraison
Accompte 50%
📞0344182844
💌Mp ny details

🩵🩵Tena tsara🩵🩵 35000Ar fotsiny anefaMp
09/11/2025

🩵🩵Tena tsara🩵🩵
35000Ar fotsiny anefa
Mp

Ny paozindry manao an'ilay ensemble rehefa alaina sary mody tsy mijery😘Hafa mintsy,miavaka eMp
07/11/2025

Ny paozindry manao an'ilay ensemble rehefa alaina sary mody tsy mijery😘
Hafa mintsy,miavaka e
Mp

😱😱BAOMBA be😱😱An-dry irery akia ny arabe amin'ity ensemble noué bomba be ity an❤️❤️ ,lamaody be mifatotra ny eo aloha sad...
07/11/2025

😱😱BAOMBA be😱😱

An-dry irery akia ny arabe amin'ity ensemble noué bomba be ity an❤️❤️ ,lamaody be mifatotra ny eo aloha sady reglable

Tissus lin amle mangatsiatsiaka tsara,mety daholo,na hivavaka,na hande hiasa ,na ho aiza na ho aiza oa❤️❤️

Dispo de suite ML/L

Eny 30000Ar monja akia neny an

📞0344182844

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 07:00 - 19:00
Tuesday 07:00 - 19:00
Wednesday 07:00 - 19:00
Thursday 07:00 - 19:00
Friday 07:00 - 19:00
Saturday 07:00 - 19:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when HB Confection posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share