Tsena ny Hendry

Tsena ny Hendry 💖Bienvenue chez Hendry, dans notre univers dédié à la practicité et au confort au quotidien! 🌟

Mampahery ny RAD Narovana 🥺🥺 Tsapako hoe tsy mora ny nanoaka ny tantara, fa misaotra anareo fa tena misy hafatra mafonja...
20/06/2026

Mampahery ny RAD Narovana 🥺🥺
Tsapako hoe tsy mora ny nanoaka ny tantara, fa misaotra anareo fa tena misy hafatra mafonja ho anay RAD mitaiza zanaka na firy taona na firy taona 🙏

🔴 Tranga niseho teny Isoraka teny ny volana janoary 2026 lasa teo. Raha ny fitantaran’ny Ray aman-dReniny dia nomono tena nitsambikina avy eny amin’ny rihana faha-4 ity zazavavy kely 13 taona ity tamin’izany. Noho ny fejereny dessin animé (manga) antsoina hoe “Death_Note” no nahatonga azy namono tena.

📌 Nino ilay zavatra voalaza tao anaty horonantsary ity zaza ity, izay milaza fa mila mamono tena raha te hiova lehilahy koareanina tsara tarehy, tamin’izay no niakarany tamin’ny rihina faha-4 sy nitsambikina avy eny ary maty tsy tra-drano. Mialohan’io tranga io dia nosoratany tanaty bloc note avokoa ny fiainany sy ny fomba namonoany tena.

🔺Ireto Ray aman-dReniny moa izay nanamafy fa tsy mety sy tsy zakan’ny sain’ny ankizy ny dessin animé manga ary tena mampidi-doza.
©️TVM

27/05/2026

Hey! Tapitra androany io jour férié io an 😁😁😁
Araraoty 🤣🤣
Sao hoe 🙄🙄 Miasa amzay manomboka rahampitso 😘😘

21/05/2026

A nous les mamans 🥰🥰

18/05/2026

Tsy aiko nareo 🙂

Fa mahafinaritra ahy ny maheno Ilay anarana gasy Rehefa mijery film vahiny 🥺🥺😊😊

Na maheno Ilay fanononana an'ilay anarana aza 🤣🤣

17/05/2026

Le riz est l’aliment principal des Malgaches et il est consommé presque tous les jours 🧑‍🍳🧑‍🍳.

À Madagascar, le riz fait partie de la culture et de la vie quotidienne 🌾🌾🌾

16/05/2026

Rien de plus beau que le calme des montagnes de Madagascar 🌿⛰️
Un endroit simple, paisible et rempli de beauté naturelle. ❤️

13/05/2026

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsena ny Hendry posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share