Tsar'tafy

Tsar'tafy Tsara loatra ny fiainako satria izaho Tsar'tafy

Mora be❗‼️‼️❌❌10.000Ar❌❌ monjaaaaaadia efa afaka maka sary manja be be dia be any amin'ny salle de sport😁
08/02/2026

Mora be❗‼️‼️
❌❌10.000Ar❌❌ monjaaaaaa
dia efa afaka maka sary manja be be dia be any amin'ny salle de sport😁

Prix 15.000arTaille SM
27/12/2025

Prix 15.000ar
Taille SM

28/03/2024

Fa ianao izany rehefa kivy dia tadidio fa tsy mba hisy zavatra hilamina amin'ny fiainanao. Fa kosa, andramo anie eh, manàna fanantenana, fa na zavatra tsy ''possible'' aza ''possible'' foana.

Hafatra: Manàna fahatokisan-tena, azonao atao ny kivy fa tsy milavo lefona. Aza manaiky resy tsy miady zany.
Ny fiainana tsy vitan'ny mijanona amin'izao. Tsy hisy hanampy anao amin'ny fiainanao afatsy ianao irery ihany.

Ataovy izay fomba rehetra hahatokisanao ny tenanao: manaova manjamanja, midiova, ...
Rehefa hainao ny mikarakara ny tenanao dia hitanao fa hitsiky aminao ny fiainana ary misitona ''onde positif'' ianao. Mitsikia, mifalia, mieritrereta zavatra tsara foana raha azo atao.

Aza adino.. ''self-love'' : aimes-toi toi même ❤️

Izahay dia pejy fivarotana akanjo, fa tsy manakana hoe raha mila olona hiaino sy hanoro hevitra dia midira mp😘
Izay fa courage daholo

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tsar'tafy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share