26/03/2024
raha hitanao fa ambany ny tanjakin'ny wifi ampiasainao rehefa alavitra any ilay box wifi ka sahirana amin'ny connexion fa lasa mram 😑🤷♂️🤦♂️ azonao hatao tsara ny manamora izany amin'ny fampiasana ity repeteur wifi ity 👨🔧🥳
izay apetrakao amin'ny partie farany azon'ilay wifi anao fotsiny dia mampiasa wifi milamina toin'ny eo akaikin'ilay box wifi indray ianao 😋😉
( par telephone dia vita ny configuration)
vitesse de connexion 300mbps🚀
frequence 2.4Ghz📡
distance 300mètres 📊
prix :100 000ar ✅
Rehefa maromaro iny ny fitaovana ampiasainao eo amin'ny ordinateur dia sahirana amin'fanolosoloana any ireo clé usb sns 🤦♂️ azonao hovaina tsotra anefa ny fiainana miaraka amin'ity adapteur kely en acier ity 😊 mafy toto tsara mihitsy amin'ny mety fianjerana sns tsy atahorana ipilaka izany mihitsy 💎👌
HUB TYPE C 11 en 1
🔰Ports : 11
🔰Norme : USB 3.0
🔰Fonction :
✅multiple affichage
✅lecteur de carte
✅RJ45
✅HUB USB 3.0
🔰Type d'interface: USB Type C 11 en 1
✅4 ports USB 3.0
✅1 RJ45,
✅1 HDMI,
✅1 VGA,
✅1 lecteur de carte SD
✅1 lecteur de carte TF (micro SD)
✅1 aux jack 3.5mm
✅1 USB type C
🔰Connecteur HDMI : prend en charge l'affichage HD 4K/60 Hz
prix : 150 000ar✅
clavier metal amin'ilay mavesatra tena vrais metal be izy ity ho an'ireo
mila produit mafy be 📆 ity no mety aminao
clavier metal ⌨
compatible ordinateur , tablette,IOS, android
autonomie 1-2semaine 🏷
connectée bluetooth 🏷
prix : 100 000ar ✅
contact 🔖0388785425🔖
🔖0322919157🔖
manao livraison
mandefa amiin ny faritra