Ma'Dhý Store

Ma'Dhý Store Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ma'Dhý Store, Apparel & Clothing, Ampitatafika.

🩷 Ma'Dhy Store | Votre boutique coup de cœur

✨ Des accessoires tendance que vous ne trouverez pas partout

📱 Housses • Bijoux • Kawaii sélectionnés avec soin

🤍 Commande accompagnée du choix jusqu'à la livraison🤗

Iza avy ilay vao  manomboka small business ato ireny? 👀💕Ataovy ao amin’ny commentaire ao ny page-nao ho abonnéko 😘🫶🏽
11/08/2026

Iza avy ilay vao manomboka small business ato ireny? 👀💕
Ataovy ao amin’ny commentaire ao ny page-nao ho abonnéko 😘🫶🏽

10/08/2026

Ho an'izay mandefa MP rehetra dia mba atao feno tsara ilay marque an'ilay téléphone azafady fa manjary miandry ela be ny client sasany🥺🙏

🎀 TON TÉLÉPHONE MÉRITE AUSSI SON PETIT LOOK ! 📱✨Fa maninona no avela ho tsotra kely eny foana ny findainao nefa afaka at...
10/08/2026

🎀 TON TÉLÉPHONE MÉRITE AUSSI SON PETIT LOOK ! 📱✨

Fa maninona no avela ho tsotra kely eny foana ny findainao nefa afaka atao mamy kely sy miavaka anie 🥹💕

💗 PRISE DE COMMANDE DÉJÀ OUVERTE🥺

✨Disponible pour : 𝙞𝙋𝙝𝙤𝙣𝙚 / 𝙎𝘼𝙈𝙎𝙐𝙉𝙂 / 𝙍𝙀𝘿𝙈𝙄 / 𝙍𝙀𝘼𝙇𝙈𝙀 / 𝙃𝙐𝘼𝙒𝙀𝙄 / 𝙊𝙋𝙋𝙊 / 𝙄𝙉𝙁𝙄𝙉𝙄𝙓 / 𝙏𝙀𝘾𝙉𝙊 / 𝙂𝙊𝙊𝙂𝙇𝙀 𝙋𝙄𝙓𝙀𝙇 / 𝙑𝙄𝙑𝙊 / 𝙓𝙄𝘼𝙊𝙈𝙄 / 𝙈𝙊𝙏𝙊𝙍𝙊𝙇𝘼 …
(Presque disponible pour tous les types de téléphones)

••𝑆𝑢𝑟 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑎𝑛𝑑𝑒 𝑢𝑛𝑖𝑞𝑢𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡
••𝐴𝑐𝑜𝑚𝑝𝑡𝑒 𝑑𝑒 50 % 𝑒𝑥𝑖𝑔é
••𝐷é𝑙𝑎𝑖 10J-15j 𝑀𝑎𝑥𝑖𝑚𝑢𝑚 (𝐽𝑜𝑢𝑟 𝑜𝑢𝑣𝑟𝑎𝑏𝑙𝑒)

❗️Alefaso ao amin’ny commentaire na MP ny marque ny téléphone anao fa hijerevanay modèle mifanaraka amin'izay ianao💖🤗 😍😍

📱Contact : 034 70 332 35
🔖WhatsApp : 033 57 596 58

Efa maro no afa-po fa ianao sisa no andrasana! 🎀

🥹🎀 TROP MIGNONS POUR 10.000 Ar SEULEMENT ! ✨Ireo Stickers 3D kely ireto dia efa afaka manome ilay petite touche kely mah...
10/08/2026

🥹🎀 TROP MIGNONS POUR 10.000 Ar SEULEMENT ! ✨

Ireo Stickers 3D kely ireto dia efa afaka manome ilay petite touche kely mahafatifaty tediavinao eee 😍🩷 . ,Mbola amin'ny erin'andro vao disponible fa efa afaka manao réservation dien'izao ianareo.

📓 Cahier
📱 Téléphone
💻 Ordinateur
🎀 Carnet & DIY

💰 10 000 Ar / paquet seulement !

📸 Modèles afaka hanaovana réservation ao amin'ny commentaire.
💌 Réservation en MP (Amin'ny erin'andro any ireto tonga )
📦 Livraison Tàna & Province

☎️ 034 70 332 35

🩷 Ma’Dhy Store

🥹🎀 Les fameux Stickers 3D !✨ Disponible sur réservation🏷️ 10.000 Ar / paquet💌 Réserve des maintenant le tien 🤭💕
10/08/2026

🥹🎀 Les fameux Stickers 3D !

✨ Disponible sur réservation
🏷️ 10.000 Ar / paquet

💌 Réserve des maintenant le tien 🤭💕

Regarde, suis et découvre encore plus de contenus tendance.

Bonjour efa lasa ny commande vague androany , dia androany ianareo no manomboka manisa an'ilay 15j anh🤗🙏Mankasitraka bed...
10/08/2026

Bonjour efa lasa ny commande vague androany , dia androany ianareo no manomboka manisa an'ilay 15j anh🤗🙏

Mankasitraka bediabe an'izay nahatoky anay rehetra ,😍❤️

Manomboka mandray commande mandeha amin'ny herin'andeo indray izahay🤗

Mirafy herin'andro mamy kely ho antsika rehetra

🥳ARAHABAINA i Mirasoa Rasoaniaina 🎉😍Fa izy indray no  mpandresintsika tamin'ilay JEUX D'INTERACTION HOUSSE TÉLÉPHONE GRA...
09/08/2026

🥳ARAHABAINA i Mirasoa Rasoaniaina 🎉😍
Fa izy indray no mpandresintsika tamin'ilay JEUX D'INTERACTION HOUSSE TÉLÉPHONE GRATUITE🥰😍😍

Misaotra betsaka anareo rehetra nandray anjara tohizo foana zareo ny ezaka fa mitombo foana io anh 🙏

Manasa anao ary izahay mba ahafahanay mahalala ny marque ny téléphone anao azafady🤗😊

👉 Mitohy hatrany ny kilalao anh , avokantsika isakin'ny isakin'ny tapabolana dia miezaka tsara nareo amin'izay 🔥

📌Fepetra an:-Mila mazoto manisy réaction , commentaire,partage izay publication rehetra avokanay eto amin'ny page ianareo dia miakatra ho azy io,fa amin'ity manaraka ity indray izay olona tena mazoto manao partage anaty groupe de vente misy azy sy mimentionne namana dia omenay cadeau surprise ...😍❤️

Mankasitraka izay nandray anjara rehetra 😍😍

✨‼️𝐂𝐨𝐪𝐮𝐞 𝐀𝐢𝐫𝐏𝐨𝐝𝐬 ‼️✨Tsy lany modèle izany hoa ato aminay😍🥺,ianao sisa anie sisa no andrasana eee😊🤗💸 𝐏𝐫𝐢𝐱 : à partir de 2...
08/08/2026

✨‼️𝐂𝐨𝐪𝐮𝐞 𝐀𝐢𝐫𝐏𝐨𝐝𝐬 ‼️✨

Tsy lany modèle izany hoa ato aminay😍🥺,ianao sisa anie sisa no andrasana eee😊🤗

💸 𝐏𝐫𝐢𝐱 : à partir de 20.000Ar 😍

🎧 Disponible pour :
• AirPods
• AirPods Pro
• AirPods 2-3
• AirPods 2nd génération

••𝑆𝑢𝑟 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑎𝑛𝑑𝑒 𝑢𝑛𝑖𝑞𝑢𝑒𝑚𝑒𝑛𝑡
••𝐴𝑐𝑜𝑚𝑝𝑡𝑒 𝑑𝑒 50 % 𝑒𝑥𝑖𝑔é
••𝐷é𝑙𝑎𝑖 10J-15𝐽 𝑀𝑎𝑥𝑖𝑚𝑢𝑚 𝑎𝑝𝑟è𝑠 𝑣𝑎𝑙𝑖𝑑𝑎𝑡𝑖𝑜𝑛 𝑑𝑒 𝐶𝑜𝑚𝑚𝑎𝑛𝑑𝑒(𝐽𝑜𝑢𝑟 𝑜𝑢𝑣𝑟𝑎𝑏𝑙𝑒)

❗️Alefaso ao amin’ny commentaire na MP ny modèle tianao fa omenay anao ny prix any💖🤗 😍😍

📱Contact :034 70 332 35
WhatsApp :032 35 688 39 na 033 57 596 58

✨ HAMARANANTSIKA NY HERINANDRO… ✨Ity indray misy retour client mamy kely, colis bien reçu 🥹🤍Tena mahafinaritra foana ny ...
08/08/2026

✨ HAMARANANTSIKA NY HERINANDRO… ✨

Ity indray misy retour client mamy kely, colis bien reçu 🥹🤍

Tena mahafinaritra foana ny mahazo retour toy izao, indrindra rehefa fantatra hoe afa-po tamin’ny commande ianareo. 🥰

Misaotra betsaka anareo tamin’ny fahatokisana an’i Ma’Dhy Store sy tamin’ny fanomezana retour anay. 🤍🙏 Tena manome hery anay hanohy sy hanatsara hatrany ny service-nay izany. 🫶🏻

Ary ho anareo izay mbola misalasala handefa commande, aza misalasala intsony fa jereo ny an'olona tena tonga 😅🥰
Na avy aty Antananarivo na avy any amin’ny faritra no misy anareo, vonona hatrany izahay handray sy hikarakara am-pitiavana ny commande-nareo. 📦🤍

Misaotra anareo rehetra mijanona matoky sy manohana an’i Ma’Dhy Store hatrany. 🥹🩷

✨ Mirary faran’ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra! ✨

— Ma’Dhy Store 🩷

08/08/2026

Ianareo zany ve tsyhanao ilay jeu d'interaction 🤔?(Toa tsy manao commentaires akory nareo),sa ve hajanona😅

Address

Ampitatafika
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ma'Dhý Store posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share