11/08/2026
🤍👕 TEE-SHIRT BLANC EN COTON – POUR ÉCOLIERS 🎒📚
Ho an’ny ankizy mila tenue tsotra, madio ary mahazo aina isan’andro! ✨
🌿 100% coton
🤍 Tissu malefaka sy agréable à porter
💨 Mahazo aina ary mamela ny hoditra hifoka rivotra
💪 Tsara kalitao, mateza ary mora karakaraina
🏫 Mety tsara ho an’ny école, activités scolaires ary fampiasana andavanandro
💰 PRIX DE GROS : à partir de 6 000 Ar/pièce
👉 Ho an’ny commande à partir 10 pièces
💰 PRIX DÉTAIL : à partir de 10 000 Ar/pièce
📏 Misy tailles maromaro arakaraka ny disponibilité.
📩 Commande amin’ny MP
🚚 Livraison azo atao arakaraka ny toerana.