Mamiah Couture

Mamiah Couture Art et Artisanat.

Misy maromaro vitsivitsy ity modely ity. Misy sora-damba karazany telo.Manao livraison manomboka amin'ny 3000 ariary ara...
20/01/2025

Misy maromaro vitsivitsy ity modely ity.
Misy sora-damba karazany telo.
Manao livraison manomboka amin'ny 3000 ariary arakaraky ny toerana.

Les pagnes sont traditionnellement utilisés pour confectionner de magnifiques tenues africaines. Chez Mamiah Couture, no...
19/01/2025

Les pagnes sont traditionnellement utilisés pour confectionner de magnifiques tenues africaines.
Chez Mamiah Couture, nous sommes ravis de vous annoncer que nous allons bientôt vous proposer des styles personnalisés en utilisant ces tissus !

Découvrez des coupes, motifs et finitions variés : classique, décontracté, chic, boho, streetwear, vintage, minimaliste, sportif, gothique, preppy, ethnique et rock.

Exprimez vos goûts et votre style avec nous !

Mamiah Couture, nous réinventons votre façon de vous habiller. 💖👗



Ho avy ny fetin'ny faran'ny taona,Misy akanjo mety amin'ny vatana rehetra na vaventy, na manifinifyFa misy tsy metyMba h...
27/10/2024

Ho avy ny fetin'ny faran'ny taona,
Misy akanjo mety amin'ny vatana rehetra na vaventy, na manifinify
Fa misy tsy mety
Mba henoy ihany ny mpanamahay sy ny mpahay fa tsy mpanao "magie" ny mpanjaitra.
Am-pitiavana tompoko.

Ilay vao eo amin'ny pejy fahatelo izany tonga dia efa te hitovy amin'ny efa nahavaky hatrany amin'ny pejy faha 21.Nefa i...
24/10/2024

Ilay vao eo amin'ny pejy fahatelo izany tonga dia efa te hitovy amin'ny efa nahavaky hatrany amin'ny pejy faha 21.
Nefa izao ny fiainana. Ny ao ambadika ao tsy misy mahita.

12/09/2024
17/05/2024
Asa vita
23/11/2023

Asa vita

Samy misy daholoRobe vintage asymétrique Unie ou marinière
19/11/2023

Samy misy daholo
Robe vintage asymétrique
Unie ou marinière

Address

Antananarivo
102

Telephone

+261344554586

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mamiah Couture posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mamiah Couture:

Share