Sac D'Or

Directions

Sac D'Or Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Sac D'Or, Apparel & Clothing, Antananarivo.

22/10/2026

👜 Sac TOMMY HILFIGER
Prix: 35 000 Ar

19/10/2026

🎊NOUVEL ARRIVAGE🎊
💚👜✨ Sac Tendance

Mitady sac tendance, mora ampifanarahana amin’ny akanjonao ve ianao?😁
Ity sac ty de mety tsara ho amin’izay, sady imperméable tsara, mety na hoentina miasa na entina mandehandeha😉

💸Prix: 35 000Ar monja

Aza misalasala ary, mandefa 📧Mp na miantso ny 📞034 85 275 06 raha mahaliana anao

Product/service

17/10/2026

🎒SAC À DOS "SKYBAGS"
💸Prix: 40000 Ar

Hey hey hey📣Arrivage indray oooo🎊🎊SAC À DOS "SKYBAGS"🎒Mety amin’ny rehetraAraraoty fa vitsivitsy ihany ny stock disponib...
15/10/2026

Hey hey hey📣
Arrivage indray oooo🎊🎊
SAC À DOS "SKYBAGS"🎒
Mety amin’ny rehetra
Araraoty fa vitsivitsy ihany ny stock disponible ann

Vidiny: 40 000Ar💶

Raha mahaliana anao de mandefasa mp na 📞 antsoy ny 034 85 275 06

📣📣NOUVEL ARTICLE Chez SAC D’OR👜✨️✨ CHAÎSE PLIANTE ✨Mora entina, mora tehirizina ary azo ampiasaina tsara rehefa ilaina 🪑...
14/09/2026

📣📣NOUVEL ARTICLE Chez SAC D’OR👜✨️

✨ CHAÎSE PLIANTE ✨
Mora entina, mora tehirizina ary azo ampiasaina tsara rehefa ilaina 🪑💫
💰 Vidiny : 30 000 Ar
Raha mahaliana anao de mandefasa Mp na tonga de antsoy ny 📞 +261 34 85 275 06

28/08/2026

👜SAC BANDOULIÈRE en CUIR
Dimension: 12 x 20 cm
💸Prix: 25 000 Ar

ARRIVAGE ARRIVAGE📣📣SAC BANDOULIÈRE en CUIR✨️😉Dimension: 12 x 20 cm💸Vidiny: 25 000ArMandefasa Mp raha toa ka mahaliana an...
17/08/2026

ARRIVAGE ARRIVAGE📣📣

SAC BANDOULIÈRE en CUIR✨️😉
Dimension: 12 x 20 cm

💸Vidiny: 25 000Ar

Mandefasa Mp raha toa ka mahaliana anao na tonga de antsoy ny📲 034 85 275 06

26/07/2026

Hey oooh📣📣
🎊🎊NOUVEL ARRIVAGE indray ry ireto ann!🎊🎊

Efa dispo ato amin’ny Sac d’Or indray izao ny Sac à jambe ho anareo ilay mitady azy ito😁

💸Vidiny: 30 000Ar

Mandefasa Mp raha toa ka mahaliana anao na tonga de antsoy ny📲 034 85 275 06

Product/service

09/07/2026

👜 SAC BANDOULIÈRE LACOSTE
- Dimension: 21 x 25 cm
- Prix: 35 000Ar

Mandefasa MP na antsoy ny 034 85 275 06 raha mahaliana anao📲

22/06/2026

👜Sac pour dame - femme - fille
Sady afaka babena no afaka vimbinina/sakelehana😁
💰 Prix: 40 000 Ar
Aza misalasala mandefa mp na tonga de miantso ny 📲034 85 275 06

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Sac D'Or posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share