Hary Soa

Hary Soa Vente de produits locaux, vêtements, chaussures, accessoires...

✨ Efa nanandrana Tavolo na koa hoe Kabija ve nareo?✨ Ireto amin'ny sary ireto zao santionan'ny amin'ny crêpes vita avy a...
07/06/2026

✨ Efa nanandrana Tavolo na koa hoe Kabija ve nareo?

✨ Ireto amin'ny sary ireto zao santionan'ny amin'ny crêpes vita avy amin'ny Tavolo na Kabija.

💥 Afaka atao sakafo maraina, atao goûter
Tsara amin'ny fahasalaman'ny tsinay sy vavony, sady misy otrik'aina no maro ny vokatsoa azo avy aminy ❤️

✅ Mety tsara ho an'ny olona tsy mahazaka gluten

TAVOLO na KABIJA na farine de TACCA 🙂

✨ Tombontsoa azo avy aminy :
✔️ Manome hery sy tanjaka ny vatana
✔️ Mora levonina
✔️ Manampy mampitony ny vavony
✔️ Tsara ho an'ny fahasalaman'ny tsinay sy vavony
✔️ Tsara ho an’ny olona reraka sy osa vatana
✔️ Sakafo mahavelona sy voajanahary ary mahavoky

Fomba fampiasana azy :
👉 Atao koba
👉 Afangaro amin’ny rano mafana na ronono
👉 Atao crêpes
👉 Ampiasaina amin’ny sakafo isan-karazany (Afaka atao fangaro amin'ny hena na boulette ohatra ny fécule)
👉 Azo asiana tantely na siramamy arakaraka ny tsiro tiana

👉 Misy TAVOLO na KABIJA ato aminay
👉 mp avy hatrany izay hanao commande

🚗 🚴 Livraison partout sur Tanà et dans toutes les provinces


🌿✨ TAVOLO NA KABIJA : SAKAFO ARA-PAHASALAMANA  ✨🌿Ny tavolo na Kabija dia isan’ireo sakafo natoraly tena tsara ho an’ny f...
25/05/2026

🌿✨ TAVOLO NA KABIJA : SAKAFO ARA-PAHASALAMANA ✨🌿

Ny tavolo na Kabija dia isan’ireo sakafo natoraly tena tsara ho an’ny fahasalamana

✨ Tombontsoa azo avy aminy :
✔️ Manome hery sy tanjaka ny vatana
✔️ Mora levonina
✔️ Manampy mampitony ny vavony
✔️ Tsara ho an'ny fahasalaman'ny tsinay sy vavony
✔️ Tsara ho an’ny olona reraka sy osa vatana
✔️ Sakafo mahavelona sy voajanahary ary mahavoky

Fomba fampiasana azy :
👉 Atao koba
👉 Afangaro amin’ny rano mafana na ronono
👉 Atao crêpes
👉 Ampiasaina amin’ny sakafo isan-karazany
👉 Azo asiana tantely na siramamy arakaraka ny tsiro tiana

💚 Tsotra, voajanahary ary mahasalama

👉 Misy TAVOLO na KABIJA ato aminay
📩 Mp raha mila fanazavana na hanao commande.
🚗 🚴 Livraison partout à Madagascar

✨ Tonga indray ny TAVOLO na KABIJA 🙂TAVOLO na KABIJA 😍 👉  be otrik'aina nohon'ny farine de blé izay mahazatra antsika iz...
21/05/2026

✨ Tonga indray ny TAVOLO na KABIJA 🙂

TAVOLO na KABIJA 😍
👉 be otrik'aina nohon'ny farine de blé izay mahazatra antsika izy io, sady
👉 Tsara ho an'ny fahasalamana tsinay sy vavony

💥 Afaka atao sakafo maraina, atao goûter
Tsara amin'ny fahasalaman'ny tsinay sy vavony, sady misy otrik'aina no maro ny vokatsoa azo avy aminy ❤️

TAVOLO na KABIJA na farine de TACCA 🙂

✅Afaka atao pelapelaka(cuisson à la poêle mitovy amin'ny crêpe)
✅ afaka hoanina miaraka amin'ny ronono na siramamy, atao koba ☺️
✅ Afaka atao fangaro amin'ny hena na boulettes, ohatran'ny fécule
✅ Be dia be ny karazana sakafo azo atao amin'ny tavolo na kabija.

💥 Ireo amin'ny sary ireo ny karazana sakafo afaka atao amin'ny tavolo na Kabija.

👉 Misy TAVOLO na KABIJA ato aminay
👉 mp avy hatrany izay hanao commande

🚗 🚴 Livraison partout à Madagascar


🦷✨ Ny jirofo: Mampitony ny nify marary✨🦷Efa hatramin’ny ela no nampiasaina ny jirofo mba hanalefahana ny fanaintainan’ny...
17/05/2026

🦷✨ Ny jirofo: Mampitony ny nify marary✨🦷

Efa hatramin’ny ela no nampiasaina ny jirofo mba hanalefahana ny fanaintainan’ny nify 🌿

✅ Manampy mampihena fanaintainana
✅ Manampy mampitony ny nify marary
✅ Manome fahatsapana fahadiovana ao am-bava
✅ Ahitana hery voajanahary miady amin’ny mikraoba

👉 Fomba fampiasana azy :
Andrahoy anaty rano ny jirofo vitsivitsy, avela hangatsiaka kely dia atao bain de bouche.
Na koa tsakoina moramora eo akaikin’ilay nify marary.

⚠️ Marihina fa manampy manamaivana fanaintainana ny jirofo, saingy tsara foana ny manatona mpitsabo nify raha maharitra ny fanaintainana.

🌱 Voajanahary • Tsotra • Mahasoa

👉 Misy Clous de girofle disponible ato aminay
👉 Mp avy hatrany raha hanao commande
🚗🚴 Livraison partout à Madagascar

🌿✨ Jirofo : tsiambaratelon’ny fahasalamana isan’andro! ✨🌿Fantatrao ve fa ilay zava-manitra kely ao an-dakozia dia mety h...
26/03/2026

🌿✨ Jirofo : tsiambaratelon’ny fahasalamana isan’andro! ✨🌿

Fantatrao ve fa ilay zava-manitra kely ao an-dakozia dia mety ho fanafody voajanahary mahery? Andeha hojerentsika ny jirofo 👇

💚 Tombontsoa lehibe :
✔️ Manampy amin’ny fanalefahana fanaintainana (indrindra ny nify) 🦷
✔️ Manadio ny vava sy manome fofona tsara 🌬️
✔️ Manampy amin’ny fandevonan-kanina tsara 🍽️
✔️ Manampy amin’ny fanalefahana kohaka sy sery 🤧
✔️ Mampitombo hery sy manamafy vatana 💪

🌞 Afaka ampiasaina isan’andro :
👉 Rano mafana misy jirofo maraina hanombohana andro tsara
👉 Na dite jirofo rehefa hariva hialana sasatra

⚠️ Aza hadino :
Ny zavatra rehetra dia tsara raha amin’ny antonony ihany 😉

🔁 Raha tianao ity torohevitra ity dia zarao!
👉 Misy clou de girofle disponible ato aminay
👉 Mp avy hatrany raha hanao commande
🚗🚴 Livraison partout à Tanà et en province

🌿✨ Sésame fotsy : tsiambaratelon’ny hatsarana sy hery! ✨🌿Tsy sakafo fotsiny ny sésame fotsy, fa tena namana ho an’ny fah...
24/03/2026

🌿✨ Sésame fotsy : tsiambaratelon’ny hatsarana sy hery! ✨🌿

Tsy sakafo fotsiny ny sésame fotsy, fa tena namana ho an’ny fahasalamana sy ny hatsarana 👇
💛 Tombontsoa tsy tokony hohadinoina :
✔️ Manampy amin’ny fanadiovana ny vatana (détox naturel) 🌱
✔️ Manatsara ny fiasan’ny tsinay 🍽️
✔️ Manampy amin’ny fitazonana hoditra malefaka sy salama ✨
✔️ Manamafy volo sy mampihena fihitsanan'ny volo 💇‍♀️
✔️ Manampy amin’ny fitazonana hery sy tanjaka isan’andro 💪

🥄 Fomba mora ampiasaina :
👉 Hanina manta na voaendy kely
👉 Afangaro amin’ny tantely ho “boost” naturel
👉 Ampidirina amin’ny sakafo isan’andro

🌞 Torohevitra :
Ny fihinanana kely fa matetika no mahomby kokoa!

⚠️ Fanamarihana :
Mety tsy mety amin’ny olona sasany (allergie), ka tandremo raha vao manomboka.

👉 Misy Graines de sésame blanc disponible ato aminay (efa madio tsara)
👉 Mp avy hatrany raha hanao commande
🚗🚴 Livraison partout à Tanà et en province

🔁 Aza adino ny mizara mba hahasoa ny hafa koa!

🌿💚 Jirofo : kely nefa mahery! 💚🌿Indraindray, ny vahaolana tsara indrindra dia ireo tsotra sy voajanahary… ary anisan’iza...
23/03/2026

🌿💚 Jirofo : kely nefa mahery! 💚🌿

Indraindray, ny vahaolana tsara indrindra dia ireo tsotra sy voajanahary… ary anisan’izany ny jirofo 👇
✨ Antony tokony hampiasana azy :
🌱 Manadio ny vatana sy manampy amin’ny detox
🦷 Manamaivana haingana ny aretin-nify
🍵 Manatsara ny fandevonan-kanina sy manala kibo mivonto
Miaro amin’ny aretina noho ny heriny manohitra mikraoba
❤️ Manampy amin’ny fivezivezen’ny ra tsara kokoa

🌼 Fomba fampiasana :
➡️ Afaka tetehina kely dia atsoboka anaty rano mafana
➡️ Na tsakoina kely raha marary nify

⚠️ Tandremo :
Tsy tsara raha be loatra ny fihinanana azy, indrindra ho an’ny ankizy sy ny bevohoka.

💬 Inona no fomba fampiasanao ny jirofo? Lazao eto ambany!

👉 Misy clou de girofle disponible ato aminay
👉 Mp avy hatrany raha hanao commande
🚗🚴 Livraison partout à Tanà et en province

🌿✨ Zava-mahagaga avy amin’ny natiora : ny jirofo! ✨🌿Mitady fomba tsotra sy voajanahary hanatsarana ny fahasalamana ve ia...
22/03/2026

🌿✨ Zava-mahagaga avy amin’ny natiora : ny jirofo! ✨🌿

Mitady fomba tsotra sy voajanahary hanatsarana ny fahasalamana ve ianao? Andramo ny jirofo 👇
🔥 Ireto ny tombontsoa lehibe azony :
✔️ Manala fanaintainana amin’ny nify 🦷
✔️ Manampy amin’ny fandevonan-kanina 🍽️
✔️ Manamafy ny hery fiarovan’ny vatana 💪
✔️ Miady amin’ny mikraoba sy aretina
✔️ Manala fofona ratsy amin’ny vava 🌬️
✔️ Manampy amin’ny kohaka sy aretin-tenda

🌙 Fanampiny :
Raha sotroina alohan’ny hatory, afaka manampy hahita torimaso tsara 😴

⚠️ Torohevitra :
Aza be loatra ny fampiasana azy, sao manelingelina ny vavony.

💡 Fomba tsotra :
Andrahoina amin’ny rano iray tasy ny jirofo 3 hatramin’ny 5 mandritra ny 5 minitra, dia sotroy.

💬 Efa nanandrana jirofo ve ianao? Zarao aminay ao anaty commentaire!
🔁 Zarao amin’ny namanao ity hafatra ity!

👉 Misy clou de girofle disponible ato aminay
👉 Mp avy hatrany raha hanao commande
🚗🚴 Livraison partout à Tanà et en province

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Hary Soa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share