Men sy Miss

Men sy Miss Contact: 0346194810 ~ 0336594810
whatsapp : 0328707249

Manao izay modèle rehetra tianao hoavoaka izahay na hoan'ny marié(e) na hoan'ny demoiselle/garçon d'honneur na hoan'ny mpanotrona...manao modèle ana akanjo hafa ihany koa:tenue cool,sns..

Eny‼️Tsy Mbola orinasa lehibe akory "Men sy Miss" fa mbola miezaka misondrotra tsikelikely Marina fa efa misy ekipa Kely...
20/08/2026

Eny‼️Tsy Mbola orinasa lehibe akory "Men sy Miss" fa mbola miezaka misondrotra tsikelikely
Marina fa efa misy ekipa Kely izahay fa na izany na tsy izany dia mbola izaho ihany no miandraikitra ny fandraisana, ny famaliana message ato ,mandamina ny asa rehetra izay miditra sy mivoaka,manao coupe ny akanjo rehetra ,manao contrôle an'izay asa rehetra mivoaka. Izany no atao mba tsy hisian'ny fiovan'ny kalitaon'ny asa izay nahafantaranareo anay hatramin'izay🎀

Eny ‼️ Misy fotoana mety ho tara ny famaliana ny message fa na izany aza dia ezahina valiana tsirairay faran'izay aingana indrindra arakarakin'ny fahatongavany ihany izany🙏💝

Merci de votre compréhension 🙏🙏💖

Azonareo ve ny tsy maha-possible an'ilay hoe robe cloche dia 60.000ar mandray vita⁉️🎀Lamba 16.000ar×3m=48.000ar(prix mèt...
18/08/2026

Azonareo ve ny tsy maha-possible an'ilay hoe robe cloche dia 60.000ar mandray vita⁉️
🎀Lamba 16.000ar×3m=48.000ar(prix mètre an'ny lamba farany ambany indrindra raha ato aminay manokana,mbola miova arakarakin'ny qualité an'ny lamba ihany koa)
🎀Kofehy ataontsika hoe 2.000ar
🎀 Fermeture 500ar
🎀Faux seins 3.500ar
Total:52.000ar,,ankoatra ireo anefa dia Mbola misy ny fournitures hafa izay miasa aminy,mampipetraka azy tsara arak'ilay sary hitanareo
Dia Tonga 58.000ar eo izany ny vidin'izay rehetra izay any

Dia aiza ho aiza izany ilay hoe karama⁉️
Aiza ho aiza ny Jirama⁉️

🎀So damn beautiful 🥹💝 Votre soutien,votre confiance et votre fidélité font toute la différence 🥰Merci de faire vivre ma ...
18/08/2026

🎀So damn beautiful 🥹💝

Votre soutien,votre confiance et votre fidélité font toute la différence 🥰
Merci de faire vivre ma petite entreprise 🥲🙏

Raha ianao no mpanambady, tokony ianao ve no handoa ny akanjon’ny demoiselles d’honneur satria ianao no nifidy ny modèle...
15/08/2026

Raha ianao no mpanambady, tokony ianao ve no handoa ny akanjon’ny demoiselles d’honneur satria ianao no nifidy ny modèle⁉️ 👀

"Toy ity ilay modèle s'il vous plaît. Fa ny ambany atao mivelatra kokoa dia ny ambony tsy atao toy io fa atao misy tanan...
13/08/2026

"Toy ity ilay modèle s'il vous plaît. Fa ny ambany atao mivelatra kokoa dia ny ambony tsy atao toy io fa atao misy tanany dia asiana guipure,azonao ve⁉️
Azonareo vé⁉️
Azontsika vé e⁉️

(⁠●⁠_⁠_⁠●⁠)

Merci de me confier une petite partie de vos grands moments. 🥹✨Mbola mitohy ny fandraisana commande mois de Septembre 🎀 ...
09/08/2026

Merci de me confier une petite partie de vos grands moments. 🥹✨
Mbola mitohy ny fandraisana commande mois de Septembre 🎀

👀 Fa dia nahoana loatra e⁉️Raha ny tokony ho izy : Styliste, Modéliste, Machiniste ...asan'olona telo samihafa ireo ary ...
08/08/2026

👀 Fa dia nahoana loatra e⁉️

Raha ny tokony ho izy : Styliste, Modéliste, Machiniste ...asan'olona telo samihafa ireo ary samy manana ny andraikiny tsirairay avy

🇲🇬Eto amintsika: Mpanjaitra= Modéliste➕machiniste
Mbola miandraikitra ny asan'ny styliste ihany koa indraindray satria tratran'ny hoe "ianao izao mpanjaitra dia ohatran'ny ahoana no mety amiko fa izaho tsy manana modèle ⁉️"
Ary io fanontaniana io tsy maintsy valianao mifanaraka ao an-tsainy modèle efa mahazatra azy ao an-tsainy fa raha vao tsy mifanaraka dia tratran'ny hoe" Mba mpanjaitra ihany anefa izany ary tsy ainy akory"

Rehefa miresaka karama :"Anh? Zavatra tsotra Kely io vé d lafo bé ohatran'izany🙄

Me : (⁠☉⁠。⁠☉⁠)⁠!

Nouvelle cliente 💖 Nouvelle confiance 💝Et toujours la même passion pour vous satisfaire 💥🔴Désormais,je ne prends plus de...
07/08/2026

Nouvelle cliente 💖 Nouvelle confiance 💝Et toujours la même passion pour vous satisfaire 💥

🔴Désormais,je ne prends plus de nouvelles commandes pour le mois d'août❌ 🙏

Merci pour chaque commande, chaque recommandation et surtout pour cette confiance que vous m’accordez. 🙏🏽🥰

Les prochaines disponibilités sont déjà ouvertes, alors pensez à réserver votre place à l’avance. 📩✨

04/08/2026

🌊2e vague indray : Livraison samedi💥
Na sur commande na disponible de suite dia toy izao hitanareo izao foana ihany ny qualité an'ny asa sy ny tissu🙂🎀

💝Tsy novaina ny prix : 16.000ar(pour -2ans)
💝Afaka manao commande ao avy hatrany
💝Afaka misafidy couleur : bleu,violet,jaune,vert
💯Tissu 100% coton

02/08/2026

⚡Vente Flash⚡
🌸 16.000ar 🎀
Efa ao daholo ny couleur disponible rehetra
Âge : à partir de 3mois💝

Address

Antananarivo

Telephone

+261346194810

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Men sy Miss posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Men sy Miss:

Shortcuts

Share