Raya Mdg

Raya Mdg Vente en ligne 🍂

Arabaina manokana ianao Randriamanjato Miary fa ianao no nahazo ny robe manjakely tato aminay🥰 Manasa anao hiditra « Mp ...
03/10/2024

Arabaina manokana ianao Randriamanjato Miary fa ianao no nahazo ny robe manjakely tato aminay🥰 Manasa anao hiditra « Mp » tompoko.

Ny harena kelinay no nanao ny fisarihana ka dia isaorana daholo ianareo rehetra izay nandray🙏
Aza manahy fa asintsika fizarana loka hatrany eto aminy pejy❤️

Araho tsy tapaka ary ny pejy eh✔️

CADEAU MAMY BE HO AN’IZAY TSARA VINTANA SY MILALAO🥰Eo ary aloha ataontsika « Cadeau » ireto robe mamy be ireto mandarapa...
02/09/2024

CADEAU MAMY BE HO AN’IZAY TSARA VINTANA SY MILALAO🥰

Eo ary aloha ataontsika « Cadeau » ireto robe mamy be ireto mandarapahatonga ny arrivagetsika fa mangingina be eto amin’ny pejy🥰
Olona iray (1) izay tsara vintana no ahazo azy rehetra ka izao ary ny fepetra:

- Asio « j’aime » ary « araho » ny pejy ✔️
- Mentionné-o ny namanao 5 (dimy) hilalao ary Invitéo daholo ny namana anaraka ny pejy ary asio capture mazava (invitation envoyée) ✔️
- Zarao aminy groupe 2 izay misy anao ity✔️
- Partagéo aminy mur ✔️

Tsy ho ela dia ho avy ny arrivage dia amin’izay no manao fisarihana dia alefa eto amin’ny pejy ny « mpandresy » ❤️

Iza daholo ilay tia robe kely ato?🥰Jerijereo ny sary fa sao misy mety aminao ao😉 Sady manjakely ohatr’ilay haka azy iany...
13/07/2024

Iza daholo ilay tia robe kely ato?🥰
Jerijereo ny sary fa sao misy mety aminao ao😉 Sady manjakely ohatr’ilay haka azy iany💞

Efa misy « taille » sy « prix » daholo ny antsika🩷 Sady efa photo réel daholo ireo🫶🏻

Confirmation en Mp: « Référence + Adresse + contact »🥰

Aza misalasala mandefa Mp🥺

Manitra robe manjakely ohatranareo ividy azy ihany izy zany🥰 Tena tsara be daholo ry zareo ato fa asa hoe iza no haka az...
05/07/2024

Manitra robe manjakely ohatranareo ividy azy ihany izy zany🥰
Tena tsara be daholo ry zareo ato fa asa hoe iza no haka azy🫶🏻

Efa misy « Taille » sy « Prix » daholo ireo🫶🏻

Confirmation en Mp❤️ ( JP + Réferance + lieu de livraison + contact)

Aza misalasala mandefa Mp🥺❤️

Miomana daholo fa efa ho avy ny arrivage-tsika❤️Amin’ity fin de semaine ity no ho publienay ny photo réel🫶🏻Otran’ireo am...
03/07/2024

Miomana daholo fa efa ho avy ny arrivage-tsika❤️
Amin’ity fin de semaine ity no ho publienay ny photo réel🫶🏻
Otran’ireo amin’ny sary ireo ny santionany fa misy maro be azo isafidianana🥰
(Misy an’izy rehetra ireo mihitsy ny arrivagetsika ato)

Aza matahoatra fa ataotsika am’ilay prix takatry ny maro🙏

Bonne journée daholo😘

Coucou les filles❤️ ireto ary ny valiny lalao antsika tamin’ny « give away » izay nataotsika teo.1er lot: Mampionona Rak...
27/06/2024

Coucou les filles❤️
ireto ary ny valiny lalao antsika tamin’ny « give away » izay nataotsika teo.
1er lot: Mampionona Rakotoarison
2ème lot: Fy Ofellia Andrianiaina

Félicitations anareo roa vavy nahazo robe sy haut avy aty aminay🥰

Ometsika crédit kosa ny olona nanao commentaire voalohany sy ny nilalao farany.
Dia tsy iza izany fa:
- Anjara Nokoloina
-Njara NJ

Afaka mandefa hafatra miafina ianareo 4 mirahavavy☺️

« Araho tsy tapaka ny pejy fa efa ho avy ny arrivage manja be dia ezahatsika asina lalao hatrany eto ami’ny pejy»🥰❤️

🌹Give away🌹Pour l’ouverture de notre page, nous organisons un give away ❤️Pour participer, veuillez respecter les condit...
21/05/2024

🌹Give away🌹

Pour l’ouverture de notre page, nous organisons un give away ❤️

Pour participer, veuillez respecter les conditions suivantes:
👉Aimez la page
👉Mentionnez 3 de vos ami(e)s dans le commentaire et invites les à aimer la page
👉Partagez cette publication en mode Public.

🌸 Deux (2) parmis les participants seront tirer au sort pour gagner « un petit haut et une jolie petite robe » ❤️

Fin du jeu: 25 Juin 2024❌

Bonne chance❤️

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Raya Mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share