11/07/2024
‼️ 𝓒𝓸𝓷𝓭𝓲𝓽𝓲𝓸𝓷𝓼 𝓖é𝓷é𝓻𝓪𝓵𝓮𝓼 𝓭𝓮 𝓥𝓮𝓷𝓽𝓮 (𝓒𝓖𝓥) ‼️
Ireto fepetra ankapobeny momba ny fivarotana etsy ambany ireto dia tsy maintsy ekena raha te hividy eto amin'ny boutique en ligne anay ianao, mba hiantohana ny serivisy tsara kalitao.
𝑹𝒂𝒉𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒚 𝒇𝒂𝒏𝒐𝒏𝒕𝒂𝒏𝒊𝒂𝒏𝒂 𝒅𝒊𝒂 𝒂𝒛𝒂 𝒎𝒊𝒔𝒂𝒍𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂 𝒎𝒊𝒇𝒂𝒏𝒅𝒓𝒂𝒚 𝒂𝒎𝒊𝒏𝒂𝒚 𝒂𝒐 𝒂𝒎 👉 MP
1. Ny akanjo rehetra amidy eto amin'ity pejy ity dia de " seconde main".
2. Ny bijoux amidy eto am pejy dia en acier inoxydable daholo ary vaovao.
3. Rehefa alaina ny entana dia andraikitry ny mpanjifa ny manamarina ny zavatra nocommandeny.
Voatanisa eo amin'ny sary tsirairay ny haben'ny akanjo tsirairay. Koa amin'izany dia iangaviana ianareo mpanjifa mba ivérifier tsara ny informations rehetra momba ny articles izahay amidinay eto am page.
4. Raha toa ka mety aminao ny taille sy ny caractéristiques rehetra, afaka miditra mp avy hatrany, mandefa contacts + lieux de livraison
--------Momba ny livraison indray---------
- Ny entana dia afaka alaina maimaim-poana any Faravohitra (Point de retrait : Ambassade de Monaco Faravohitra). Ra tsy afaka manao izany kosa dia mila miomana ny mpanjifa amin'ny saran'ny fandefasana (3 000Ar ka hatramin'ny 10 000Ar).
- Ny commande rehetra aloan'ny 17 h dia livrena ny ampitson'ny namandrihanao ny entana
- Izahay dia tsy afaka manome lera fixe ho an'ny livraison : fa na avant midi na après midi 🕛
NB : Ny saram-pandefasana rehetra dia tsy maintsy aloa, na raisina na tsia ny entana, ary tsy remboursé izany
4. Ny entana rehetra novidina dia tsy azo averina aorian'ny livraison
5. Ny entana rehetra livré dia tsy maintsy aloa mialoha na mandritra ny livraison.
- 𝓕𝓲𝓽𝓼𝓲𝓹𝓲𝓴𝓪 𝓶𝓸𝓶𝓫𝓪 𝓬𝓸𝓶𝓶𝓪𝓷𝓭𝓮 -
1. Ny mpanjifa dia tsy maintsy mamandrika ny entana amin'ny fandefasana capture an'ilay entana ho alaina + contact + lieux de livraison ao am MP.
2. Ny mpanjifa dia tsy maintsy mamandrika ny entana izay tena tiany hovidiana, mba tsy hisy entana ho bloquer tsy am-piheverana.
3. Rehefa vita ny famandrihana dia homenay ny totalin'ny vola tsy maintsy aloan'ny mpanjifa.
4. Ho an'ireo mandoha amin'ny halalan'ny mobile money dia mila aloa miaraka amin'ny frais de retrait.
5. Hoany ny any am faritra,tsy mandefa colis izahay raha tsy payé manontolo ny vidiny sy frais de livraison ary frais de retrait.
𝑴𝒊𝒔𝒂𝒐𝒕𝒓𝒂 𝒊𝒏𝒅𝒓𝒊𝒏𝒅𝒓𝒂 😊