Mbala MDG

Mbala MDG Araho tsy tapaka ny pejy ahitanao ireo karazan’entana ho an'ny sokajy rehetra atolotray 😉

Montre pour homme FairwhaleTsy misy tantaraina fa io izy 🔥Minimaliste, stylé sady mahazaka rano 😎Mp ary ooo !!!
07/10/2025

Montre pour homme Fairwhale

Tsy misy tantaraina fa io izy 🔥

Minimaliste, stylé sady mahazaka rano 😎

Mp ary ooo !!!

Cool, pratique ary tena stylé 😎Sac bandoulière ho an’ny lehilahy.Kely nefa mahazaka zavatra ilaina rehetra.Prix : 60.000...
28/08/2025

Cool, pratique ary tena stylé 😎

Sac bandoulière ho an’ny lehilahy.

Kely nefa mahazaka zavatra ilaina rehetra.

Prix : 60.000 ar
Kadoa : portefeuille 😁

Mp ary fa vitsy kely ny stock !

Claquette vaovao 🔥Tsy vitan’ny hoe stylé fa tena mampiadana iany koa 😎Pointure dispo : 38/41/42/43Prix : 35000 ar Mp ary...
24/08/2025

Claquette vaovao 🔥

Tsy vitan’ny hoe stylé fa tena mampiadana iany koa 😎

Pointure dispo : 38/41/42/43

Prix : 35000 ar

Mp ary o !!!!

Veste hiver pour hommeNdao apitahorina ny hatsiaka sady mibika oa 😎Taille dispo : L et XLMp ary ooo !!!
21/08/2025

Veste hiver pour homme

Ndao apitahorina ny hatsiaka sady mibika oa 😎

Taille dispo : L et XL

Mp ary ooo !!!

Veste similicuir stylé comme d'hab ato amin'ny Mbala MDG 😎Sady mibika no mafana  an !Taille dispo : M et L Mp ary fa vit...
16/07/2025

Veste similicuir stylé comme d'hab ato amin'ny Mbala MDG 😎

Sady mibika no mafana an !

Taille dispo : M et L

Mp ary fa vitsivitsy izy ato 😊

Lunette classic sy stylé ato amin’ny pejy mbala MDG 😎Prix de lancement  : 30.000 arTsy misy tantaraina be fa mp ary e !
14/07/2025

Lunette classic sy stylé ato amin’ny pejy mbala MDG 😎

Prix de lancement : 30.000 ar

Tsy misy tantaraina be fa mp ary e !

Traty ny asaramanitra e !!!!Tsy maninona na miangenda noho ny fety ary ianao fa misy amin'ny taille rehetra ny "T-shirt"...
25/06/2024

Traty ny asaramanitra e !!!!

Tsy maninona na miangenda noho ny fety ary ianao fa misy amin'ny taille rehetra ny "T-shirt" Mbala 😜

Herinandro vaovao, fanamby sy tanjona vaovao 😉
03/06/2024

Herinandro vaovao, fanamby sy tanjona vaovao 😉

Tsy misy ohatrany vokatra malagasy izany oa 😉​Couleur dispo : blanc, rouge, jaune, noir.Fa misy izay tianao raha sur com...
29/05/2024

Tsy misy ohatrany vokatra malagasy izany oa 😉​

Couleur dispo : blanc, rouge, jaune, noir.
Fa misy izay tianao raha sur commande 😁

Ho anao izay te hanjifa gasy tsara kalitao, natao ho anao ny Mbala. Hatomboka amin’ny "T shirt" taille :👉​ M👉​ L👉​XL  Ar...
21/05/2024

Ho anao izay te hanjifa gasy tsara kalitao, natao ho anao ny Mbala.

Hatomboka amin’ny "T shirt" taille :
👉​ M
👉​ L
👉​XL

Araho tsy tapaka ny pejy ahitanao ireo karazana akanjo ho an'ny sokajy rehetra atolotray 😉

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261345153507

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mbala MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Mbala MDG:

Share