CUTIE by Johanna

CUTIE by Johanna CUTIE by Johanna,
Votre boutique en ligne 🛍️

✅SOLDE ✅SANS DÉFAUT QUALITÉ TSARA BE
02/08/2024

✅SOLDE ✅

SANS DÉFAUT
QUALITÉ TSARA BE

Model unique tsara kely😍Ray avy ireo amin’ny sary ireo ihany no dispoStock tres limiter🥰😘
08/07/2024

Model unique tsara kely😍
Ray avy ireo amin’ny sary ireo ihany no dispo
Stock tres limiter🥰😘

Coucou 🥰Ho an’ny Sipakeli-tsika ao atrano ndray ty androany ity 🥰Mety tsara ho entina vacance, sady mangatsisika izy no ...
06/07/2024

Coucou 🥰
Ho an’ny Sipakeli-tsika ao atrano ndray ty androany ity 🥰
Mety tsara ho entina vacance, sady mangatsisika izy no manjakely hatrany 👒
Satroka mamy kely assortie amin’ny poketra kely 🥰
Tena tsara anie eh, sady vitsivitsy kely tsisy mpanana😉

Arrivage tsika ry malala isany🥰😍A partir de 20 000 ar dia efa manana poketra mamy kely 👜
02/07/2024

Arrivage tsika ry malala isany🥰😍
A partir de 20 000 ar dia efa manana poketra mamy kely 👜

Coucou🥰Tena rahariva amin’ny 18h amin’izay ny arrivage tsika voalohany🥰Poketra mamy kely ny anombohan-tsika azy👜👛Zay fa ...
02/07/2024

Coucou🥰

Tena rahariva amin’ny 18h amin’izay ny arrivage tsika voalohany🥰
Poketra mamy kely ny anombohan-tsika azy👜👛

Zay fa mandram-pihaona vetivety ary😘

Félicitation Jo Anne 🎉🎁Izy no tsara vintana tao anaty tirage androany.Dia mankasitraka atsika rehetra izay nandray anjar...
30/06/2024

Félicitation Jo Anne 🎉🎁
Izy no tsara vintana tao anaty tirage androany.
Dia mankasitraka atsika rehetra izay nandray anjara ihany koa🥰
Amin’ny manaraka indray😊

Coucou daoly ndray 🥰Aza adino ilay refa aveo amin’ny 20h an!!Bisous 😘
30/06/2024

Coucou daoly ndray 🥰

Aza adino ilay refa aveo amin’ny 20h an!!

Bisous 😘

Bonsoir 🥰 ,Misy arrivage poketra mamy kely tsika zao an🥰Manaraha hatrany ny page fa ho avoaka eto tsy ho ela ary.CUCUTIE...
23/06/2024

Bonsoir 🥰 ,

Misy arrivage poketra mamy kely tsika zao an🥰
Manaraha hatrany ny page fa ho avoaka eto tsy ho ela ary.

CUCUTIE by Johanna

✨GIVEAWAY comme promis ✨🎉 Nous sommes enchantés de lancer notre première concours gratuit afin d'exprimer notre gratitud...
16/06/2024

✨GIVEAWAY comme promis ✨

🎉 Nous sommes enchantés de lancer notre première concours gratuit afin d'exprimer notre gratitude envers toutes nos communautés exceptionnelles!

🎁 À gagner : en Aller retour en une journée pour une personne à Ampefy

Pour participer :
❤️ Aimez cette publication
❤️Aimez et suivez la page
❤️ Taggez 5 amis en commentaire
❤️ Partager la publication en mode PUBLIC
❤️ Inviter tous vos amis à s'abonner à notre page.

👉👉 Fin du jeu : 30 juin 2024 à 12h
👉👉 Tirage pour les participants : 30 juin 2024 à 20h

Bonne chance à tous 🍀

Coucou daholo ndray ry malala isany🥰Ho fanombohana ny fiarahana eto, dia ho asiana jeu kely aloha ary, sa ahona hoy iana...
16/06/2024

Coucou daholo ndray ry malala isany🥰
Ho fanombohana ny fiarahana eto, dia ho asiana jeu kely aloha ary, sa ahona hoy ianareo?☺️
Arao tsy tapaka ary ny page tsika fa rariva amin'ny 20h ny fotoana, alefa tsika eto !!
Mino ah fa tinareo be zao zany😉
Aza adino miantso namana iara ilalao amin-tsika eto ary.

Mandra-piaona vetivety ary !! 🥰

Address

Tana
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when CUTIE by Johanna posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share