Ecran Gisa mainty

Ecran Gisa mainty Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Ecran Gisa mainty, Apparel & Clothing, rakotonirinajcrod@gmail. com, Antananarivo.

Raha 60000ar ary mahazo écran sy tactile dia lazao ilay marque téléphone anao sao ao anatinyTEL 0381938381
30/06/2024

Raha 60000ar ary mahazo écran sy tactile dia lazao ilay marque téléphone anao sao ao anatiny
TEL 0381938381

🌟🌟 CACHE ÉCRAN HYDROGEL🌟🌟▶️ Misy karazny ilay caché hydrogel :           - Matte    - Privacy    - bleuray    - claire N...
30/06/2024

🌟🌟 CACHE ÉCRAN HYDROGEL🌟🌟

▶️ Misy karazny ilay caché hydrogel :

- Matte
- Privacy
- bleuray
- claire

Ny tombotsoany :
🔴Miaro tsara ny écran an'ny téléphone anao
🔴 Tsy mety vaky
🔴Manarona tsara ani'lay Écran mba tsy ho simba sy hisy kiaka
🔴Misy amzay marque téléphone rehetra
🔴Misy cache hoan'ny Tablette ihany koa
Manao livraison miarak mametaka
A Madagascar mandefa faritra ku

Tel ☎️ :0381938381

orinasa iray misahana momban'ny fanamboarana telephone / tablettes eto analakely    ✅Vaky ve ny ecran sy tactile sa tsy ...
30/06/2024

orinasa iray misahana momban'ny fanamboarana telephone / tablettes eto analakely

✅Vaky ve ny ecran sy tactile sa tsy mande.?
✅Tsy miaritra ve batterie na mibotsiny. ?
✅Tsy mande ve ny ciruit d'echarge. ?

🔰MANANA VAHA OLANA IZAHAY,
🔰TONGA NY ECRAN SY NY TACTILE
🔰TONGA NY ARRIVAGE BATERIE REHETRA
🔰TONGAVA ECRAN PHONE OFFICIEL
🔰MANAMBOATRA TÉLÉPHONE SIMBA IZAHAY

🙏🙏 Mba mangataka fiara-miasa aminao izahay mba partageo ity pub ity fa omenay fanomezana ianao rehefa manolo ecran ato aminay

niezaka nitondra fanatsarana hatrany izahay mba hampiavaka anay @ resaka Reparation telephone

Ireto misy ampahany Ecran phone afaka omena ohatra antsika: Iphone, Samsung, Huawei, Xiaomi, Mi, Redmi, Nokia, Tecno, itel, infinix, LG, Oppo, Vivo, Wiko, sns..

Afaka manao Deplacemet any an-tranonao izahay raha tsy manana fotoana ianao, ho an'ny eto TANA.
Ary afaka mandefa makany @ faritra rehetra eto MADA.

Point de vente: Analakely akaikin'ny institut d'hygiene .
Raisina am-pitiavana ary homena fahafam-po avokoa izay tonga😊

☎️☎️ 0381938381

Parking azo antoka fiara na moto

Asa vita eo no eo

Makasitraka tompoko

𝙋𝙝𝙤𝙣𝙚 𝙫𝙖𝙠𝙮 𝙗𝙚 𝙣𝙖𝙫𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙫𝙖𝙤𝙫𝙖𝙤 𝙟𝙚𝙧𝙚𝙤 𝙨𝙖𝙧𝙮 𝙈𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤 𝙚𝙘𝙧𝙖𝙣 𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙘𝙩𝙞𝙡𝙚 𝙋𝙝𝙤𝙣𝙚 𝙊𝙧𝙞𝙜𝙞𝙣𝙖𝙡𝙚 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙮𝙈𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤 𝘽𝙖𝙩𝙩𝙚𝙧𝙞𝙚 𝙢𝙞𝙗𝙤𝙩𝙨𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙮 ...
29/06/2024

𝙋𝙝𝙤𝙣𝙚 𝙫𝙖𝙠𝙮 𝙗𝙚 𝙣𝙖𝙫𝙚𝙧𝙞𝙣𝙖 𝙫𝙖𝙤𝙫𝙖𝙤 𝙟𝙚𝙧𝙚𝙤 𝙨𝙖𝙧𝙮 𝙈𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤 𝙚𝙘𝙧𝙖𝙣 𝙨𝙮 𝙩𝙖𝙘𝙩𝙞𝙡𝙚 𝙋𝙝𝙤𝙣𝙚 𝙊𝙧𝙞𝙜𝙞𝙣𝙖𝙡𝙚 𝙞𝙯𝙖𝙝𝙖𝙮
𝙈𝙖𝙣𝙤𝙡𝙤 𝘽𝙖𝙩𝙩𝙚𝙧𝙞𝙚 𝙢𝙞𝙗𝙤𝙩𝙨𝙞𝙣𝙖 𝙣𝙖 𝙩𝙨𝙮 𝙢𝙞𝙩𝙖𝙣𝙖 𝙘𝙝𝙖𝙧𝙜𝙚

Grossiste accessoire Phone d'origine
Afaka miara miasa ny reparateur any
Boutika direct fa tsy panera ,
Eto Analakely no misy anay miantso rehefa eo shoprite talo ,na super (U)

0381938381

𝙏𝙤𝙣𝙜𝙖𝙫𝙖 𝙛𝙖 𝙧𝙖𝙞𝙨𝙞𝙣𝙖 𝙖𝙢𝙥𝙞𝙩𝙞𝙖𝙫𝙖𝙣𝙖 𝙞𝙖𝙣𝙖𝙧𝙚𝙤

Ilay finday vakivaky nefa tiana ho tahaka ny nahazoana azy vaovao. Afaka atao manja2 izy ireny tompoko ho anareo izay ma...
29/06/2024

Ilay finday vakivaky nefa tiana ho tahaka ny nahazoana azy vaovao. Afaka atao manja2 izy ireny tompoko ho anareo izay manana simba rehetra any.
>>>Inona le olana finday anareo ary ?
ECRAN
TACTILE
BATTERIE
VITRE APN
DOS / DOS sns....
>>Omenay vahaolana ianareo aza misalasala miditra page tsika

>>Afaka mametaka pieces ilainao any toerana misy anareo izahay raha tsy afaka manatona boutique tsika ianareo mpanjifa

Antsoy aingana ary
0⃣3⃣8⃣1⃣9⃣3⃣8⃣3⃣8⃣1⃣

-Marihana fa asa atao ato aminay dia vita eo no eo daholo

-Afaka mandefa entana any faritra rehetra izahay

Aza adino partage fa omenay fanomezana ianareo rehefa manolo ecran ato aminay

29/06/2024

MIVAROTRA Écran sy tactile
Anotanio ze ilainao
Iphone,,itel,,tecno,,infinix,Huawei,, Samsung,, Redmi
0⃣3⃣8⃣1⃣9⃣3⃣8⃣3⃣8⃣1⃣

MIVAROTRA Écran sy tactileAnotanio ze ilainaoIphone,,itel,,tecno,,infinix,Huawei,, Samsung,, Redmi0⃣3⃣8⃣1⃣9⃣3⃣8⃣3⃣8⃣1⃣
29/06/2024

MIVAROTRA Écran sy tactile
Anotanio ze ilainao
Iphone,,itel,,tecno,,infinix,Huawei,, Samsung,, Redmi
0⃣3⃣8⃣1⃣9⃣3⃣8⃣3⃣8⃣1⃣

Address

Rakotonirinajcrod@gmail. Com
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ecran Gisa mainty posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share