Primia

Primia "Découvrez,commandez,profitez"

❇️Hafa ihany ny sakafo andrahoina ao an-trano 🍜🍥🍙🍳🥙Ity lunchbox ity no mety tsara itondrana izany✅✨ “Sakafo matsiro, maf...
28/08/2026

❇️Hafa ihany ny sakafo andrahoina ao an-trano 🍜🍥🍙🍳🥙
Ity lunchbox ity no mety tsara itondrana izany✅

✨ “Sakafo matsiro, mafana ary voatahiry tsara, na aiza na aiza alehanao! ❤️”

🍱 “Ento miaraka aminao ny sakafo tianao, amin’ny fomba madio, pratique ary élégant! 😍”

👉 “Kely, mignon, pratique… fa mahavita be! ❤️”

27/08/2026


Manakaiky ny rentrée scolaire an!Ty ny calendrier
26/08/2026

Manakaiky ny rentrée scolaire an!
Ty ny calendrier

🤔Mitondra sakafo foana ve ianao isan’andro rehefa mandeha mianatra na miasa?Mbola @ sachet plastique v? 🧺?Ity no vahaola...
26/08/2026

🤔Mitondra sakafo foana ve ianao isan’andro rehefa mandeha mianatra na miasa?

Mbola @ sachet plastique v? 🧺?
Ity no vahaolana hoanao. 🍱🥰

✅❇️Lunchbox efa misy sac isotherme itondrana azy
Tsy mila mivatsy sachet b intsony 😊☺️
✅ Tsy izay ihany fa efa misy 🥄 🍴 miaraka aminy ary efa ao anaty trousseau kely ihany koa
Mahafatifaty kely eeee🥰😍
➡️Transport pratique , repas 🥘 plus propre, meilleure organisation, économie et confort 🥰💖

Pour plus d’infos ▶️Mp svp ou 📞

25/08/2026

Tsy misy récupération rahampitso an!! Jeudi ndrayyy fa hanao adidy kely aho🙏

24/08/2026


24/08/2026

Mirary soa ho an’ireo Bacheliers rehetra, ary indrindra ho an’ireo mbola hanohy hiezaka 🫡🥰💪— tsy ny vokatra iray no mamaritra ny hoavin’ny olona. 🌟🎓❤️

🥰Na inona na inona atrehinao ity weekend ity, tsy irery ianao. Andriamanitra miaraka aminao 💪
22/08/2026

🥰Na inona na inona atrehinao ity weekend ity, tsy irery ianao. Andriamanitra miaraka aminao 💪

Address

Andoharanofotsy
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Primia posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category