27/07/2026
salama ary oo 😀
Eny ary satria mou zan araky ilay jeu tato am page de natao androany ilay tirage ka izy no nahazo ny cadeau
Andhy Rakotoson "" Félicitations 🥳🥳""
ka hiangaviana mba andefa mp ato ianao tompoko fa ts mety andefasana message ianao azafady indrindra ☺️
❤️❤️NB: mbola maro ny lalao antsika eto am page fa araho ts tapaka ny page☺️🥳