Glori'el mdg

Glori'el mdg ✨Articles tendance & essentiels du quotidien. Qualité, style et prix doux réunis. ✨

"Job 8:7" 🌟

Hello hello mes gloryy 👋Je vous souhaite un bon dimanche a toutes et a tous 😘😘
13/09/2026

Hello hello mes gloryy 👋

Je vous souhaite un bon dimanche a toutes et a tous 😘😘

Hello hello mes Gloryy 👋Fa ririna sa fahavaratra sa lohataona izao e? 😂😂😂 Tena very a 😅Aza adino manao mafana fa tena ma...
09/09/2026

Hello hello mes Gloryy 👋

Fa ririna sa fahavaratra sa lohataona izao e? 😂😂😂
Tena very a 😅

Aza adino manao mafana fa tena mangatsiaka le andro ☺️
Zay fa bisous be daholo 😘😘

𝓘𝓵𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓯𝓸𝓪𝓷𝓪 𝓷𝔂 𝓶𝓲𝓪𝓷𝓪𝓽𝓻𝓪 ❤️Oui, androany a dia nanana occasion nanatrika MASTERCLASS, tena hoe ilaina ilay mianatra na v...
04/09/2026

𝓘𝓵𝓪𝓲𝓷𝓪 𝓯𝓸𝓪𝓷𝓪 𝓷𝔂 𝓶𝓲𝓪𝓷𝓪𝓽𝓻𝓪 ❤️

Oui, androany a dia nanana occasion nanatrika MASTERCLASS, tena hoe ilaina ilay mianatra na varotra aza ny ataonao ☺️

Tena hoe nahazo fahalalana be 😍

Raha mbola azo atao aloh ny mianatra dia aleo foana manararaotr, na langue na inon ☺️

Zay fa bonne week end daolo mes bonitaaass 😘



Hello hello mes bonitaaasss 👋Hello septembre 💚✨️Indraindray isika mijery ireo volana lasa ka mieritreritra hoe :« Be loa...
01/09/2026

Hello hello mes bonitaaasss 👋

Hello septembre 💚✨️

Indraindray isika mijery ireo volana lasa ka mieritreritra hoe :
« Be loatra ny fotoana very… »
« Tsy mbola tonga any amin’ilay toerana tiako aho… »

Fa hoy ny Baiboly :

« Hovaliako ho anareo ny taona lanin’ny valala… » — Joela 2:25

Ka amin’ity volana ity, tsy hijery izay very intsony isika.
Hifantoka amin’izay mbola azo hatsangana isika.

Nouveau mois.
Nouvelles opportunités.
Nouveaux clients.
Nouveaux projets.
Nouvelle saison. ✨

Hello hello mes bonitaaasss 👋Mirary alahady mahafinaritra be ho antsika rehetra ooo 🙏❤️
30/08/2026

Hello hello mes bonitaaasss 👋

Mirary alahady mahafinaritra be ho antsika rehetra ooo 🙏❤️

Ny tantara tiako indrindra ? Ilay FEMME DU BUSINESS… fa ilay version Baiboly. 🥹🔥Fantatrao ve hoe rehefa miteny isika hoe...
28/08/2026

Ny tantara tiako indrindra ? Ilay FEMME DU BUSINESS… fa ilay version Baiboly. 🥹🔥

Fantatrao ve hoe rehefa miteny isika hoe « femme du business », dia tsy zavatra vaovao akory izany ?

Efa nisy vehivavy tahaka izany tao amin’ny Baiboly.

Ilay femme de Proverbes 31. ❤️

Tsy hoe nipetraka fotsiny tao an-trano izy dia niandry izay ho avy.

Elle travaillait.
Elle créait.
Elle achetait.
Elle vendait.
Elle investissait.
Elle gérait ses affaires.
Elle aidait les autres.

😮‍💨🔥

Hoy mihitsy ny Baiboly :
« Elle fait des chemises, et les vend, et elle livre des ceintures au marchand. »

Raha amin’ny langage-n’ny époque actuelle…

Elle avait son business. 😂🔥

Imagine-la aujourd’hui :

Mikarakara produit.
Manao commande.
Miresaka amin’ny cliente.
Manao calcul.
Mijery bénéfice.
Mampiditra stock.
Mivarotra.
Mampiasa vola indray.

Ary angamba mbola misy fotoana izy miteny hoe :

« Seigneur, mba alefaso ihany ilay commande androany eee 😭😂 »

Fa ny tena mampiavaka azy dia izao :

Tsy ny business no namaritana azy.

Talohan’ny naha-business woman azy…

Elle était une femme de Dieu. 🙏🏽❤️

Niasa izy, fa nivavaka koa.

Nivarotra izy, fa tsy nivarotra ny principes-ny.

Nahazo vola izy, fa tsy ny vola no tompony.

Nandroso izy, fa tsy nanadino ny hafa.

Ary rehefa nahazo bebe kokoa izy…

dia mbola afaka nanampy ny hafa.

Izay no tena tiako amin’ilay Femme de Proverbes 31.

Tsy femme parfaite.

Fa femme de vision.

Femme travailleuse.

Femme capable.

Femme généreuse.

Femme qui entreprend.

Ary indrindra…

Femme qui craint Dieu. ❤️‍🔥

Ka rehefa miteny aho hoe :

« Tiako ho femme du business aho »

Tsy hoe te hanana vola be fotsiny.

Tiako ilay business izay ataoko miaraka amin’Andriamanitra.

Tiako ny hiasa amin’ny zavatra nataony tao amiko.

Tiako ny hivoatra.

Tiako ny hamokatra.

Tiako ny hahazo.

Tiako ny hampiasa vola.

Tiako ny hanampy ny hafa.

Ary rehefa tonga ny fotoana hahafahako mijery ny zavatra naoriko…

Dia tiako ny hahafahako miteny hoe :

« Seigneur, tout ce que j’ai construit, c’est par ta grâce. » 🥹🙏🏽

Voilà le genre de FEMME DU BUSINESS que j’admire. ❤️‍🔥

📖 Proverbes 31:10-31

Elle prie.
Elle travaille.
Elle crée.
Elle vend.
Elle investit.
Elle aide.
Elle bâtit.
Et surtout… elle appartient à Dieu. 🙏🏽❤️

25/08/2026

Hello hello mes bonitaaass 👋✨

𝓜𝓪𝓷𝓲𝓶𝓪𝓷𝓲𝓽𝓻𝓪 𝓶𝓹𝓪𝓷𝓪𝓴𝓪𝓻𝓮𝓷𝓪 𝓶𝓲𝓱𝓲𝓽𝓼𝔂 𝓲𝔃𝔂 𝓲𝔃𝓪𝓷𝔂 𝓮 😂🤎

Androany indray, brume ℙℍ𝕃𝕌ℝ – 𝔻𝕣𝕒𝕘𝕠𝕟 𝔽𝕣𝕦𝕚𝕥 no andeha hojerentsika 🍓✨

Tena 𝓽𝓼𝓪𝓻𝓪 𝓯𝓸𝓯𝓸𝓷𝓪 𝓫𝓮, sady malefaka, frais ary agréable be ilay parfum 😍
Ilay genre de parfum rehefa mandalo ianao dia hoe: “Fa inona ity manitra be ity?” 😂

🍓 𝕯𝖗𝖆𝖌𝖔𝖓 𝕱𝖗𝖚𝖎𝖙 — doux, fruité, frais… tena mampiaina ilay vibe clean & classy.

Raha tia parfum malefaka fa mbola manintona, ity dia mety hahafinaritra anao mihitsy ❤️

Vous aimez les brumes comme ça, mes bonitas ? 👀💕


Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra 🙏❤️
23/08/2026

Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra 🙏❤️

Hello hello mes bonitaaass 👋Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra ee 🙏❤️
23/08/2026

Hello hello mes bonitaaass 👋

Mirary alahady mahafinaritra ho antsika rehetra ee 🙏❤️

22/08/2026

Hello hello mes bonitaaaas 👋

🙏❤️ " 𝓡𝓮𝓱𝓮𝓯𝓪 𝓐𝓷𝓭𝓻𝓲𝓪𝓶𝓪𝓷𝓲𝓽𝓻𝓪 𝓷𝓸 𝓶𝓲𝓽𝓪𝓱𝔂 𝓷𝔂 𝓪𝓼𝓪𝓷'𝓷𝔂 𝓽𝓪𝓷𝓪𝓷𝓪𝓸 " 🙏❤️

Ny vacance mande ihany ☺️ fa 4bolana sisa dia tapitra sahady ity taona ity 😊
Mbola hafaka manantateraka izay rehetra tina kasaina isika ☺️ indrindra amin'ny sehatry ny asa 🙏

Dia eto amin'ny piscine eto aloh aho no mandinindinika 😅😅

Tsarovy mandrakariva ireto teny ao amin'ny baiboly ireto:

🙏 Ankino amin'ny Jehovah ny asanao, dia ho lavorary izay rehetra kasainao 🙏❤️
Ohabolana 16:3

🙏 Ary aoka ny fahasoavan'i Jehovah Andriamanitray ho aminay; ary ampitoero aminay ny asan'ny tananay; eny, ny asan'ny tananay ampitoero 🙏❤️
Salamo 90:17

Izay fa dia bisous be daholo dia samy ho tahin'Andriamanitra ❤️😘

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Glori'el mdg posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share