26/06/2026
🇲🇬 Ny pejy TACTICAL GEAR MADA dia faly miarahaba antsika rehetra tratry izao tsingerintaona faha-66 nankalazana ny Fahaleovantenan’i Madagasikara izao. 🇲🇬
Mirary fety sambatra ho an’ny Malagasy rehetra izahay.
Miarahaba manokana ihany koa ny Foloalindahy Malagasy, izay mankalaza ny faha-66 taonany, ary mankasitraka ny fanoloran-tenany amin’ny fiarovana ny Tanindrazana sy ny vahoaka.
Ho ela velona anie i Madagasikara!
Mirary fetim-pirenena sambatra ho antsika rehetra! 🇲🇬