18/06/2026
Ho antsika restaurant, pizzeria sy ny sisa dia manolotra ireto seza '' Corne'' mihaja be ireto izahay mahazaka atramin'ny 120 kg be izao amin'ny vidiny 70 000 Ar ny iray. Manao livraison manerana ny Madagascar izahay. Mp ary na tonga dia miantso ny 038 92 618 82