Zaza Mada

Zaza Mada Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Zaza Mada, Baby Goods/Kids Goods, Antananarivo.

Mahafinaritra ny mihaino ny   rehefa zarina mihaino sy mamaky tantara amin'ny  πŸ’–πŸ˜πŸ˜πŸ˜
28/05/2019

Mahafinaritra ny mihaino ny rehefa zarina mihaino sy mamaky tantara amin'ny πŸ’–πŸ˜πŸ˜πŸ˜

Adorable petite fille.

Miarahaba ny reny rehetra tratry ny fety. Mirary ny renim-pianakaviana rehetra ho feno hasambarana eo anilan'ny ankohona...
28/05/2019

Miarahaba ny reny rehetra tratry ny fety. Mirary ny renim-pianakaviana rehetra ho feno hasambarana eo anilan'ny ankohonanay tsirairay avy πŸ’–πŸ’–πŸ’–

Ny asa toy izao no tokony hatevenina, ho lova ho an'ny taranaka sy ny firenana 😍😍😍
24/04/2019

Ny asa toy izao no tokony hatevenina, ho lova ho an'ny taranaka sy ny firenana 😍😍😍

Aza misalasala mizara ahafahantsika mitsinjo ireo taranaka πŸ’–
24/04/2019

Aza misalasala mizara ahafahantsika mitsinjo ireo taranaka πŸ’–

🚨 Raha sendra mahita tranga herisetra mihatra amin'ny ankizy :
βœ… Antsoy avy hatrany ny laharana πŸ“ž 147 (Antso maimaimpoana)
βœ… Ento manatona Centre Vonjy ilay zaza (raha herisetra ara-nofo) ahafahana mandray an-tanana azy sy mandray andraikitra amin'ny nahavanon-doza.
❌ Aza aparitaka ny sarin'ilay zaza sy ny anarany fa manaa baraka azy sy manimba ny ho aviny izany

Fanazavana fanampiny :
http://www.arozaza.mg/
https://www.unicef.org/madagascar/programme/protection-enfant

Mitady kiraro azo entina amin'ny andro mangatsiaka ho an'ny zanakao ve ianao? Ireto misy ny modely vaovao sy tsara kalit...
20/04/2019

Mitady kiraro azo entina amin'ny andro mangatsiaka ho an'ny zanakao ve ianao? Ireto misy ny modely vaovao sy tsara kalitao. Pointures : 28 et 29. Vidiny : 85.000 Ariary. Livraison possible.

⛹️‍♀️⛹️‍♂️Ireto indray ny kiraro "baskets" ho an'ny ankizy tia manao fanatanjahan-tena. Malefaka, mateza, ary maharo tsa...
19/04/2019

⛹️‍♀️⛹️‍♂️Ireto indray ny kiraro "baskets" ho an'ny ankizy tia manao fanatanjahan-tena. Malefaka, mateza, ary maharo tsara ny tongotra sy ny "cheville". Pointures 28 sy 29 sisa ny misy Γ΄ ! 😊

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Zaza Mada posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share