24/01/2025
😊Elabe tsy nisy arrivage teto amin'ny pejy
✔️ Ho santaritsika amireto montre en acier inoxydable ireo ny taona vaovao
✔️ Samy manana ny vidiny sy marque any daholo (tsindriana ny sary dia mipoitra ny vidiny)
✔️ Photo reel daholo
✔️ Manao livraison izahay ary afaka recuperenao ety Itaosy hopitaly ihany koa
✔️ Omenay boite tsarakely ianareo miaraka aminy😍😍
✔️ Vitsy kely ny stock fa aza tara ah🏃♀️
✔️ Andramo dia ho hitanao fa tena tsara kalitao🤗