Bazar Gasy

Bazar Gasy Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Bazar Gasy, Accessories, ID 61 Cité Gaillard Amparibe Ambohidahy, Antananarivo.

🧶 FORMATION CROCHET – Vita fiofanana dia MIASA avy hatrany !Toy ny hita amin’ireto sary ireto 👇 — ireto ny mpianatra sy ...
13/11/2025

🧶 FORMATION CROCHET – Vita fiofanana dia MIASA avy hatrany !
Toy ny hita amin’ireto sary ireto 👇 — ireto ny mpianatra sy ny asa-tanan’izy ireo vita taty aminay.
Ianao koa afaka mianatra sy mahavita toy izany !
Te hanana asa sa vadin’asa ?
Na te hahay asa-tanana vita Malagasy ?
👉 Ity fiofanana crochet ity no natao ho anao !
Tsy mifidy taona, tsy mifidy lahy na vavy — afaka mianatra tsara ny fikirakirana rofia avokoa ny rehetra !
🎯 Ny tombontsoa azonao rehefa mianatra ato aminay :
⿡ Hianatra ireo points de base crochet rehetra ianao, sady manitsy tanana.
⿢ Hianatra ny teknika fanamboarana satroka, poketra, sy modely maro hafa amin’ny fomba tsotra sy mahomby, miaraka amin’ny méthode manokana — vita ao anatin’ny 4 andro monja.
➡️ Raha manaraka tsara ny toromarika, tsy maintsy ho mahay ianao !
⿣ Mahazo Attestation de formation rehefa vita ny fiofanana.
⿤ Mpampianatra mandefitra sy manampy — na dia tsy mahay mamaky teny aza ianao.
🔛 Ho an’ny débutants : aza matahotra, ho tonga dia mahay ianao !
🔛 Efa ao anaty boky ny points rehetra — manao pratique sisa, tsy ho sarotra intsony ny mitadidy.
💼 Fampianarana manokana :
⛔ Misy cours Contrôleur Qualité Raphia, ary ampianarinay koa ny fomba hananganana orinasanao na atelier-nao manokana, mba tsy hiankinan-doha amin’olona intsony ianao.
📅 Fidirana : Alatsinainy 24 novambra 2025
⏰ Isoraty anarana dieny izao – tsy andrasana ela !

🧶 FORMATION CROCHET – Vita fiofanana dia MIASA avy hatrany !Te hanana asa sa vadin’asa ?Na te hahay asa-tanana vita Mala...
04/11/2025

🧶 FORMATION CROCHET – Vita fiofanana dia MIASA avy hatrany !

Te hanana asa sa vadin’asa ?
Na te hahay asa-tanana vita Malagasy ?
👉 Ity fiofanana ity dia natao ho anao !

Tsy mifidy taona na lahy na vavy — afaka mianatra tsara ny fikirakirana rofia avokoa !

🎯 Ny tombontsoa azonao rehefa mianatra ato aminay :

⿡ Hianatra ireo points de base crochet rehetra ianao, sady manitsy tanana.
⿢ Hianatra ny teknika fananganana toy ny satroka, poketra, sy modely maro hafa amin’ny fomba tsotra sy mahomby, miaraka amin’ny méthode manokana – vita ao anatin’ny 4 andro.

➡️ Raha manaraka tsara ny toromarika, tsy maintsy ho mahay ianao !

⿣ Mahazo Attestation de formation rehefa vita ny fiofanana.
⿤ Mpampianatra mandefitra sy vonona hanampy, na dia tsy mahay manoratra na mamaky teny aza ianao.

🔛 Ho an’ny débutants : aza matahotra, ho tonga dia mahay ianao !
🔛 Efa voarakitra ao anaty boky ny points rehetra – manao pratique sisa, tsy ho sarotra intsony ny mitadidy.

💼 Fampianarana manokana :

⛔ Misy cours “Contrôleur Qualité Raphia”, ary ampianarinay koa ny fomba hananganana ny orinasanao na atelier-nao manokana, mba tsy hiankinan-doha amin’olona intsony ianao.

📅 Fidirana : Alatsinainy 10 novambra 2025
⏰ Tsy andrasana ela – isoraty anarana dieny izao !

Crochet

Address

ID 61 Cité Gaillard Amparibe Ambohidahy
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 09:00 - 18:00
Tuesday 09:00 - 18:00
Wednesday 09:00 - 18:00
Thursday 09:00 - 18:00
Friday 09:00 - 18:00

Telephone

+33647190488

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Bazar Gasy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Bazar Gasy:

Share