08/09/2026
⛔Mitohy hatrany ny asa .
Machine professionnel Technology avo lenta.
🚀Manala ny karazana :
➡️Tatouage
➡️Vergetures
➡️Cicatrice, acné
➡️Panda
➡️Tache Rehetra misy amin'ny oditra.
⚠Afaka tanteraka daholo ary miverina madio Rehefa vita ny séance .
Tsisy effets secondaire, tsy mande rà.
🆘Ho anao te hanala tatouage, vergetures, cicatrice, panda, tache sns...?
Vonona hanampy anao Izahay.
📍Tongava eto amin'ny FDC Andohatapenaka Akaiky gastro pizza na miantso 034 12 672 60 WhatsApp 0329272679.🙏🙏