14/07/2026
🚨 FOTOANA FARANY HO AN'NY I TAKE ! 🚨
Ity no dingana farany alohan'ny hanakatonana tanteraka ny pejy I take. Esorina avokoa ireo entana sisa tavela!
✨ Robe seconde main
✨ Bodysuit
💥 Vidiny déstockage hatramin'ny fahalanian'ny stock!
📦 Ny varotra ambongadiny no omena laharam-pahamehana: mahazo tombony bebe kokoa amin'ny vidiny mirary ianareo.
Vitsy sisa ny entana ka izay tonga aloha no mahazo aloha!
❤️ Fotoana izao hahazoana akanjo tsara amin'ny vidiny mora, na hanampiana stock ho an'ireo mpivarotra.
📍 Toerana : Anosizato – Axe Anosibe
📞 Antso : 032 77 026 88
📩 Alefaso hafatra privé na antsoy mivantana mba hamandrihana ireo entana tianao.
🙏 Misaotra betsaka anareo rehetra nanohana ny I take hatramin'izay. Tena mankasitraka ny fitokisanareo sy ny fanohanana nomenareo aho.
☑️Santionany ao @ vidéo
➡️ Zarao ity publication ity mba hahitan'ireo entana farany tompony vaovao !