16/12/2024
Miarahaba antsika rehetra ndray ooo๐๐ป
Ireto ndray ary ny arrivage tsika etoP'tit Shop @ P'tit Shop๐๏ธ
Amzao fety zao ๐ dia ireto ny article ho an'ny vehivavy ๐๐ผโโ๏ธ
Tongava @ Mp na miantso 0349788619/0334008081โ๏ธ
Manao livraison sy mandefa @ faritra iany ko izahay.๐ฆ
Ataovy ary ny safidy fa @ vidiny tena mirary .
Kalitao tsara hatrany no atolotra ho anareo satria ny entana dia qualitรฉ Provenance de France daholo.๐ซ๐ทโ๏ธ
Tandremo sao tara fa vitsivitsy iany .๐๐ฅฐ