12/03/2025
🌹🌹🌹🌹
Androany izahay eto amin'ny IRI dia manokana fotoana isaorana sy ankasitrahana anareo rehetra izay nanohana anay hatrany am-piandohana ka hatramin'izao.🙏
🌞Conseils
🌼Ecoute
🌸Fanampiana ara-pitaovana
🍁Fanohanana ara-tsaina satria maro be ny ady sarotra nolalovana
🌺Fitrotroana am-bavaka
🙏Indrindra indrindra ianareo mpanjifa manome fahatokisana anay
Mbola lavitra ny lalana hodiavina fa ny fisianareo manohana dia erijika be ho anay.
Misaotra, Misaotra, Misaotra...🙏