28/06/2026
je confirme
❗ROUTINE AZON'NY MPIVADY ATAO ISANANDRO
Matoa aho naka vady azy satria tiako izy. Hoy ramose.
Matao aho nanaiky nalainy vady satria tia azy aho izany. Hoy ramatoa.
Fa na ianao na izy dia samy mitaraina foana hoe : "tsy tena mahatsapa fanehoam-pitiavana avy amin'ny vadiko aho".
Ka izao, fantany fa tia azy ianao, fa tiny koa raha ataonao ireto, vomay ahamafy ny fifankatiavanareo :
- Bonjour vao mifoha maraina
- Bisous + Câlin alohan'ny isarahana rehefa samy hanao ny andraikiny
- Ary souhaite-o bonne journée izy anatin'ny fitiavana tanteraka
- Bisous + Câlin indray rehefa miverina mifankahita
- Mifampiantso kely rehefa atoandro amin'ny fotoanany fisakafoanana iny, mifampitantara ny journée tapany maraina, ny nahafaly, nahasorena, izay niseho rehetra
- Ary miara misakafo amin'ny fotoana mitovy ny ariva
- Miara mijery ilay Film na izay programme TV tinareo. (Mijery ny azy ianao, mijery ny anao izy)
- Miara miakatra ambony fandrina, miresaka sy mifampitantara izay niseho nandritran'ny journée na ny après-midi.
FANAMPINY :
- Mifanome teny mamy, sy encouragement amin'izay andraikitra ataony iray.
- Raha misy zavatra hitanao tany amin'izay nalehanao, fantatrao fa tena tin'ny vadinao, vidio, hoento ho azy
- Raha misy zavatra tokony ataony, nefa rempotra be izy, ka hainao sy vitanao ny manao azy ataovy na tsy miteny aza izy
- Raha misy manana fotoana malalaka, mba mampiaraha ianareo, na ho indray, indroa isakerinandro
- Mifaneho firarahiana, mba mifanafosanao, mifampiangoty, ... Fa tsy rehefa hanao firaisana ara-nofo no mba mifampikitika
- Manao firaisana ara-nofo, in-telo isakerinandro.
Mety misy adinoko, sy tsy voateniko, inona koa no mbola azo hatao isanandro anamafisana fifankantiavany mpivady fantatrao ?
✨ Mendrika ny tsara rehetra ianao
❤️
Nb: Raha mieritreritra ianao fa tsy mampiova inona na inona. Aza atao tompoko ❤️ (Am-pitiavana be)
Abonne-toi, satria omeko aveo ny tohiny fizarana