Jie's Shop

Jie's Shop Bonjour et Bienvenue dans notre boutique ! "Casual, classic & Fashionnist mode"

Coucou daholo ndray oooo👋😍Somary mandrivotra mangatsitsika ny andro e, Ao asintsika blouson, doudoune kely ndray ary alo...
09/06/2026

Coucou daholo ndray oooo👋😍
Somary mandrivotra mangatsitsika ny andro e, Ao asintsika blouson, doudoune kely ndray ary aloha ho an'ny ankizy 8 taona hatramin'ny 14 na 16 ans🤗🤗🤗.
Lasa ary tsika e.
Mp avy hatrany ary na ny 033 97 559 54 💋🥳

Bonjour !Bonjour 👋🤗🤗Elaela isika tsy niaraka 😍 Ireto indray  ny vokatra 🔻 ANORAK  ,Doudoune , Pantalon Garçon📍 Tout à 15...
28/05/2026

Bonjour !Bonjour 👋🤗🤗
Elaela isika tsy niaraka 😍 Ireto indray ny vokatra
🔻 ANORAK ,Doudoune , Pantalon Garçon
📍 Tout à 15 000ar.
👉 Mp pour commander ou 033 97 559 54.

Hello👋 Febroary 🥰⛔Ireto indray ny Pantalon Classe Homme👖 antsikaAmin'ny sary tsirairay avy ny taille et tour de taille, ...
12/02/2026

Hello👋 Febroary 🥰
⛔Ireto indray ny Pantalon Classe Homme👖 antsika
Amin'ny sary tsirairay avy ny taille et tour de taille, hauteur
❌Chemise 👔Homme ihany koa📌 12000 ar avokoa
❌Misy Pantalon Classe Garçon koa a.

⛔ Ary izao, aza adino fa misy fihenam bidy 12 % ho an'ireo izay maka mihoatra ny 3.
👍Mp avy hatrany ary e na ny 033 97 559 54.

12/02/2026

Liquidation Pantalon Classe Homme 👖Garçon et Chemise Homme.
Passez vos commandes en Mp ou au commentaire

🫂Bonne année daholo 🥰,🥂 Aleo tara kely toa zay tsy misy o😍 Zao mihitsy indray isika vao miaraka, tsy nanadino anareo ako...
26/01/2026

🫂Bonne année daholo 🥰,
🥂 Aleo tara kely toa zay tsy misy o😍 Zao mihitsy indray isika vao miaraka, tsy nanadino anareo akory fa eto hatrany isika. Hiaraka, hifampizara ny soa, mandritra ity taona 2026 ity,
❤️Mirary ny soa sy ny tsara indrindra dia samia tahin 'Andriamanitra daholo. 🎊
⛔Avy hatrany dia destockage mora be no hanombohantsika ny fiarahana, ❌Pantalon semi classe homme 20 000 Ar fotsiny ary ny ❌Chemise Homme 12 000 ar fotsiny.
Mp avy hatrany ary e na ny 033 97 559 54

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Jie's Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share