10/03/2025
🛑 TSY AMIDY ITY PAGE ITY TOMPOKO 🛑
Be dia be ianareo no manoratra aminay hoe amidy ve ilay page fa misy misoloky mivarotra any.
Tsy izahay tompoko fa arnaque ireny ( efa misy maromaro mantsy no nandefa vola tany )
Mankasitraka