Pegasus MDG

Pegasus MDG Pegasus est un grand magasin spécialisé dans la vente de matelas en mousse de haute qualité.

Nous vous offrons un sommeil confortable, sain et durable, avec une large gamme de produits adaptés à tous les besoins et tous les budgets.

📍 Situé à Ankazomanga, nous mettons un point d’honneur à vous proposer des matelas ergonomiques, résistants et accessibles, pour toute la famille.

✅ Confort garanti
✅ Qualité mousse premium
✅ Prix compétitifs
✅ Service client à l’écoute


" 𝐏𝐞𝐠𝐚𝐬𝐮𝐬 – 𝐮𝐧 𝐛𝐨𝐧 𝐦𝐚𝐭𝐞𝐥𝐚𝐬,𝐮𝐧 𝐛𝐨𝐧 𝐬𝐨𝐦𝐦𝐞𝐢𝐥"

12/01/2026

Tratrany taona daholo isika manaraka ny page☺️☺️
Mbola eto hantrany izahay ETO aminy Pegasus anome ny tsara indrindra 👍👍
Anombohatsika ny taona dia ireto asehonay ireto n'y karazana canapé lit vokatin'ny orin'asa Pegasus 🛋️🛏️☑️✅

Livraison manerana ny Nosy🚚🚚
Afaka miditra mp manao ny commande nareo oh💌💌💌

24/12/2025

Faly manolotra fanomezana ho an'ireo Ankizy kamboty izahay!!! Ary Mirary fety sambatra ho azy ireo sy ho Antsika Rehetra 😊😊

🎄🎄🎄JOYEUX NOËL🎄🎄🎄

19/12/2025

🎈🎈Canape lit 🛏🛋

🎈🎈Tena tsara be io zareo a✔️✔️

🎈🎈Kalitao tena tsara sady mafy no mateza👌👌
🎈🎈Azo antoka tsara 👍

🎄JOYEUX NOËL AVEC PEGASUS 🎄PEGASUS vous réserve un événement exceptionnel pour célébrer les fêtes comme il se doit. 🎁🔴 G...
17/12/2025

🎄JOYEUX NOËL AVEC PEGASUS 🎄

PEGASUS vous réserve un événement exceptionnel pour célébrer les fêtes comme il se doit. 🎁
🔴 Grand direct depuis notre usine le 17 décembre, de 18h à 20h, pour un moment unique à ne surtout pas manquer !

Et ce n’est pas tout... 👀
🟨🟥 Des acteurs de renom seront présents en direct dans nos magasins les 18, 19, 22 et 23 décembre pour partager la magie de Noël avec vous. 🟨🟥

🎁 Bonus exclusif :
Toutes les personnes présentes sur place ou qui suivront le direct recevront un cadeau surprise spécial Noël!!!

Dates & lieux à retenir :
⏰ 18 décembre 2025 | 13h – 15h → ANKAZOMANGA 🟨🟥
⏰ 19 décembre 2025 | 15h → ISOTRY 🟨🟥
⏰ 22 décembre 2025 | 15h30 – 17h30 → TANJOMBATO 🟨🟥
⏰ 23 décembre 2025 | 13h – 15h → ANDRAVANHANGY 🟨🟥

Venez vivre l’expérience , partager la fête… et surtout rencontrer Rajao qui sera présent durant ces journées exceptionnelles!

🎄♥️ Soyez là. Vivez le moment. Célébrons Noël ensemble avec PEGASUS. ♥️🎄

🟥🟨   🟥🟨Avy eo manomboka amin'ny 18h00 indray ary ny fotoana eto aminny pejy.☺️Betsaka ianareo no teto omaly fa mbola mam...
16/12/2025

🟥🟨 🟥🟨

Avy eo manomboka amin'ny 18h00 indray ary ny fotoana eto aminny pejy.☺️
Betsaka ianareo no teto omaly fa mbola mampanantena anareo tolotra sy fanomezana miavaka foana izahay fa aza miala lavitra fa hatramin'ny fety isika dia ho eto foana. 🟨🟥

EFA MANOMBOKA AO NY DIRECT ANTSIKA MIARAKA AMIN'NY RAJAO KA ALEFASO  NY COMMENTAIRE SY PARTAGE ARY OOOOOOOOOO!!! 🟥🟨
15/12/2025

EFA MANOMBOKA AO NY DIRECT ANTSIKA MIARAKA AMIN'NY RAJAO KA ALEFASO NY COMMENTAIRE SY PARTAGE ARY OOOOOOOOOO!!! 🟥🟨

Alahady finaritra ho antsika rehetra. 😁Eto ambany indray ary ireo voasarika tamin'ny lalao izay  nataontsika. 🎉Misaotra ...
14/12/2025

Alahady finaritra ho antsika rehetra. 😁
Eto ambany indray ary ireo voasarika tamin'ny lalao izay nataontsika. 🎉
Misaotra an'ireo rehetra izay nandray anjara, aza adino ny fotoana amin'ny 15 - 23 décembre 2025 miaraka amin'ny Rajao manomboka amin'ny 17h30.

🟥 Bëllåh 🎉
🟨 Ny Avo Mi 🎉
🟥 Fâranantenaina 🎉
🟨 Tahiana Anta 🎉
🟥 Rajaonarivelo

Manasa anareo andefa hafatra miafina ary ooo. ☺️

Akôry aby eeeee!!! 😁Tsy adinonay ianareo ka, andao ary hilalao kely indray. ☺️Oviana ary ilay fotoana nifanomezana eto a...
12/12/2025

Akôry aby eeeee!!! 😁
Tsy adinonay ianareo ka, andao ary hilalao kely indray. ☺️
Oviana ary ilay fotoana nifanomezana eto amin'ny pejy miaraka amin'ny Rajao iny? 🟥🟨
Hatao ao amin'ny commentaires ny valiny marina miampy ny dia izay dimy voasarika omentsika fanomezana kely. 😁

Salama jiaby. ☺️Mbola mampatsiahy antsika ihany izahay eto amin'ny Pegasus amin'ny live 🔴 izay karakaraintsika eto amin'...
10/12/2025

Salama jiaby. ☺️

Mbola mampatsiahy antsika ihany izahay eto amin'ny Pegasus amin'ny live 🔴 izay karakaraintsika eto amin'ny page amin'ny 15 ka hatramin'ny 23 décembre 2025 ho avy izao. 🟥🟨

Miaraka amintsika eto Rajao aminio ary ho betsaka ny fanomezana miandry antsika ka aza miala lavitra ary. ☺️

🔔 GRAND JEU & TIRAGE AU SORT PEGASUS – DU 15 AU 23 DÉCEMBRE. 🔔La période des directs approche… et avec elle, une pluie d...
07/12/2025

🔔 GRAND JEU & TIRAGE AU SORT PEGASUS – DU 15 AU 23 DÉCEMBRE. 🔔

La période des directs approche… et avec elle, une pluie de cadeaux. 😁♥️

💰 100.000 Ar pour le grand gagnant.
💸 30.000 Ar et 10.000 Ar pour les suivants.
🎁 Et au total, une dizaine de gagnants seront récompensés.

Mais attention… le jeu commence dès maintenant.
Pour participer :
✅ Commentez cette publication. 1️⃣
✅ Partagez-la. 2️⃣
✅ Invitez vos amis. 3️⃣
✅ Et soyez présents en direct du 15 au 23 décembre à partir de 17h30 pour commenter et partager à nouveau. 4️⃣

⏰ Passez aussi en magasin durant ces dates : des surprises vous y attendront!

🟥🟨 Ne manquez pas votre chance… décembre chez Pegasus, c’est le mois où tout peut arriver!!! 🟥🟨

----------------
Contact Magasin Antananarivo, 038 22 326 68

🟥ANDRAVOHANGY, ampitany rond point solomaso.
🟨 ANKAZOMANGA, akaiky ny mateza tole.

Magasin Province :

🟨 ISAHA FIANARANTSOA
Ampitan'ny Assurance HAVANA .
Tél : 0341827771 - 0340770403

🟥 DIEGO
en face FiSEMA
Tél : 0377644697

🟨ANTALAHA
Magasin kintyshop
&
🟥 SAMBAVA
Akaiky Tandramena
Tél : 037 55 453 67

🟨 TOLIARA
Sanfily Stationnement
BazarBe akaikin'ny SuperMaki
Bazar Scama croisement bevolavo
Tél : 0341708551

🟥 MAHAJANGA
Tsaramandroso
Mahabibo Kely akaikin’ny magasin concorde
Tél : 0348078161

🟨 ANTSIRABE
Antsirabe Avara-tsena atsimon'ny total
Antsirabe Ambohimiandrisoa akaikiny TMA
Tél : 0347361600

🟥 TAMATAVE
Tanambao V, ampitan' i Marie Stop teo aloha.
Tél : 0342413893

🟨 MORAMANGA Ville, Ampitan’ny Tranombarotra Severin.
Tel: 0383986659

🟥 AMBATONDRAZAKA, Madiotsifafana, Galerie RAZAKA.
Tel:0383478944

🟨 AMBODIFILAO, Arrêt bus Soarano
Tel: 0349911550/ 0382979999

🟥 BEHORIRIKA ,Akaiky Bank Bred
Tel: 0344485866/ 0382979999

🟨 NAMONTANA Angarangarana,
Tel: 0384877126/ 0382979999

🟥 TSIROANOMANDIDY
Tel : 0343555135.

05/12/2025

AKÔRY ABY EEEE!!! 😁
Atsoy daholo ny namana rehetra fa ho isy lalao goavana bé ho hataontsika eto avy eo, loka mbola tsy nisy teto amin'ny page mihintsy ka aza miala lavitra ary oooo. 😎

Mousse

02/12/2025

Rajao 😁 : "Pegasus ny anarakao, jereo, raha tomôbile dia hoe 4x4" 🟥🟨

Mbola mamerina ihany ary izahay mabombona amin'ny 𝟏𝟓 𝐝𝐞́𝐜𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 𝐤𝐚 𝐡𝐚𝐭𝐫𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝟐𝟑 𝐝𝐞́𝐜𝐞𝐦𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟓 𝐦𝐚𝐧𝐨𝐦𝐛𝐨𝐤𝐚 𝐚𝐦𝐢𝐧'𝐧𝐲 𝟏𝟕𝐡𝟑𝟎 dia hisy live 🔴 eto amin'ny page ary tolotra betsaka no ho atolotra ho antsika rehetra. ☺️
Fanomezana ho an'i fety izy ito sady fankasitrahana ho antsika rehetra. 😍

Address

IVX 92 IL Ankazomanga Sud
Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pegasus MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share