F&A Fashion

F&A Fashion 🥰Affirmez votre personnalité en vous habillant du succès avec nos collections 👗

22/06/2026

Helloooooo

Niova indray anie ilay Andro e 😌
Ndao iantsena articles by F&A Fashion fa tsy maintsy manja foana na ririnina aza 🥰

Remise 5.000ar sur nos créations ❤️

22/06/2026

Voaray ny fangatahanareo... Ataovy lavalava kely ilay robe ❤️❤️

Voilà voilà!!
Robe blazer à côtés plissés, détail imprimé.
Disponible de suite en vert pastel et rose pastel ❤️

Tailles : S, M, L, XL, 2XL
Prix imprimé : 155.000ar

Contact : 0345417422
Showroom :
1-Ilafy près du terminus du bus 192
2-Shopping center Behoririka - 1er étage -Box 1

Hey!! Mitady jogging marque A. Di. Das matevina tsara ve??? Ireto tena tsara ❤️❤️❤️Disponible en taille L et XL (antonon...
22/06/2026

Hey!!
Mitady jogging marque A. Di. Das matevina tsara ve???
Ireto tena tsara ❤️❤️❤️
Disponible en taille L et XL (antonona 2XL)

Prix : 160.000ar
Averina ny volanareo raha tsy afapo @ ity❤️❤️❤️
Showroom: Ilafy près du terminus du bud 192

Izay akia fa faly mahafantatra ny papa anareo rehetra  😏😅😅😅🤣🤣🤣Efa tsy asiako resaka akanjo izao dia mbola hisy hanontany...
21/06/2026

Izay akia fa faly mahafantatra ny papa anareo rehetra 😏😅😅😅🤣🤣🤣

Efa tsy asiako resaka akanjo izao dia mbola hisy hanontany prix jogging ity ihany an! 🤣

Bon Dimanche daholo ô!! Et bonne fête à tous les Papas ❤️❤️❤️
21/06/2026

Bon Dimanche daholo ô!!
Et bonne fête à tous les Papas ❤️❤️❤️

20/06/2026

Iza koa no mpinamana hoatran'ireto? :-)
Ny iray lava jupe , dia ny iray ilay fohifohy mihintsy no tiany 😍🥰...
Fa dia tena tsy mifankafohy an!

Coucou kely ho anareo ireny

19/06/2026

LE PERFECTIONNISME... Mon plus grand ralentisseur...

Efa ela be angamba ianareo cliente no naheno anay nitady local en centre ville e?😅

Dia rehefa tonga ihany ilay izy... Dia be Dia be no niteny hoe... ENFIN😅

Fa izay taona maro izay aho.... niandry ... ”le moment parfait”, ”l’endroit parfait”, ”le budget pour réaliser l’aménagement parfait”...

Ça n’arrivera jamais...
Fa latsaky ny herinandro no nitadiavanay, nandaminanay ary nanokafanay ny Showroom vaovao tetsy @ shopping center... ary nikorontana be ny fanomanana Tao 😉😇... fa vita ihany... et j’en suis vraiment fiere

Hekeko, tsy tonga lafatra... fa afaka hatsaraina...

Alors si tu as Un projet dans ton Coeur... ne passe pas trop ton temps á reflechir, á attendre, á ruminer....

Atombohy... atombohy na mbola tsy Tena mety be aza... fa aza mitsahatra manatsara..

”commencer imparfaitement, vaut mieux que d’attendre parfaitement”
Taggeo ilay namanao mila maheno ity hafatra ity.. na hoe raha ianao no mila maheno azy.. Dia partageo koa Sao MBA hanampy ny hafa

Nouveau local : shopping center Behoririka, 1er étage, Box 1 (misy parking :-) )

Merci pour votre soutien

Ensemble tailleur á veste longue🥰🥰Disponible de suite en taille S, M, L, XL, 2XL salon la couleurPrix : 175.000arContact...
19/06/2026

Ensemble tailleur á veste longue🥰🥰
Disponible de suite en taille S, M, L, XL, 2XL salon la couleur

Prix : 175.000ar

Contact : 034 54 174 22

Showroom: Ilafy près du terminus du bus 192
Shopping center Behoririka- 1er étage- Box 1
Livraison Dan's tout Madagascar

19/06/2026

Izahay akiia tsy mila mampiasa IA vao mahazo sary tsara!

Izao vidéo izao no porofo fa réelles daholo ny sarinay ireny 🥰🥰.
Also ny audio any ihany no IA😅🤣😅
Ensemble tailleur femme á col Chale (150.000ar) + gilet imprimé F&A (40.000ar)
Iza no couleur tianareo?

Ny Tena mpinamana an!Rehefa misy zavatra mahalatsaka be iny. Dia tsy mahay hoe samy miomehy fotsiny....Fa tsy maintsy am...
19/06/2026

Ny Tena mpinamana an!

Rehefa misy zavatra mahalatsaka be iny. Dia tsy mahay hoe samy miomehy fotsiny....
Fa tsy maintsy ampiana mifampipeka tánana kely😅🤣😅😂

Tagged kely aloha bestie hiverifiena hoe marina izany sa tsy marina?

PS : ensemble tailleur á veste longue
Disponible de suite en Bleu ciel_ Jaune poussin- rouge Bordeaux et gris Clair

Contact : 034 54 174 22

Address

IC 186 Ter Ilafy
Antananarivo
103

Opening Hours

Monday 07:00 - 22:00
Tuesday 07:00 - 22:00
Wednesday 07:00 - 22:00
Thursday 07:00 - 22:00
Friday 07:00 - 22:00
Saturday 07:00 - 22:00

Telephone

+261345417422

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when F&A Fashion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to F&A Fashion:

Share