Avosoa AROIM

Avosoa AROIM Page Avosoa AROIM officiel

๐Ÿ‘‰ Instagram: https://www.instagram.com/avosoaaroim/
๐Ÿ‘‰ E-mail: [email protected]

*Varotra en-Ligne (Shop'in AROIM)
*Filazana zava-misy eto an-toerana sy any ivelany & Natao ifampizarana zava-mahasoa,
*Adin'Akoho ( )
*Fialana voly sy hatsikana,
*sns... maro izay tsy voatanisa, fa pejy ho an'ny daholo be!!!

08/06/2026
Resaka teo am-pisakafoana ๐Ÿ™‚Zanaka Lahy:โ€” Teny an-dalana nody avy any an-tsekoly aho dia nahita an'i dada niaraka tamin'n...
08/06/2026

Resaka teo am-pisakafoana ๐Ÿ™‚

Zanaka Lahy:
โ€” Teny an-dalana nody avy any an-tsekoly aho dia nahita an'i dada niaraka tamin'ny tovovavy iray...

Dada:
โ€” Mangina ialahy! Aza miteny rehefa mbola feno sakafo ny vava!

Neny:
โ€” Tsia, tsia, avelao izy hiteny e...

Zanaka lahy:
โ€” Niditra tany anaty kirihitra ry zareo, dia nanaraka azy aho. Avy eo nifanoroka izy ireo, dia nesorin'i dada ny akanjon'ilay tovovavy, ary avy eo...

Neny:
โ€” Ary avy eo inona no nitranga, anaka? Hividianako sy ianao raha miteny

Zanaka lahy:
โ€” Dia nanomboka nanao an'ilay zavatra ataon'Neny miaraka amin'i Dadatoa John rehefa tsy ato an-trano i dada.

Neny:
โ€” Mangina eo! Tsy efa niteny nga Dadanao teo oe: aza miteny rehefa mbola feno sakafo ny vavanao ๐Ÿค”๐Ÿ™„ Zaza

alefa barea rehefa mandresy eh, rehefa tsy mandresy elah dia hiomehezan'ny olona. Ny zavatra tsy hainy dia Maroc efa equ...
02/06/2026

alefa barea rehefa mandresy eh, rehefa tsy mandresy elah dia hiomehezan'ny olona. Ny zavatra tsy hainy dia Maroc efa equipe azo atao hoe bresil an'ny Afrique, mpilalao efa avo razana daholo no ao, mpilalao Manchester, Real de Madrid, PSG, equipe africain tafiakatra demi final voalohany indrindra tamin'ny tantaran'ny bol kitra africain, equipe nahavita nampitomany an'i CR7 ๐Ÿ˜„ ko inona no niandrasanareo tam barea sady match amical reny, juste fitsapana fotsiny, raha tany ampianarana izy dia D.S fa tsy examen๐Ÿ˜„

Tapitra ny lalao .
Tsy nitsanga menatra hono isika amin'izao isa 4-0 izao hoy ny mpitantara lalao.
Ny fahitanareo azy ?

Equipe Argentine voahantso handrafitra ny ekipa amin'ny lalao mondial 2026
29/05/2026

Equipe Argentine voahantso handrafitra ny ekipa amin'ny lalao mondial 2026

๐Ÿ˜ฒ Mandritra ny   2026, dia tsy hoditra sy rivotra fotsiny intsony ny baolina fa lasa  .๐Ÿค” Misy   kely milanja 14 grammes ...
29/05/2026

๐Ÿ˜ฒ Mandritra ny 2026, dia tsy hoditra sy rivotra fotsiny intsony ny baolina fa lasa .

๐Ÿค” Misy kely milanja 14 grammes ao anatiny.

๐Ÿ™…โ€โ™‚๏ธ Tsy hita maso saingy tena miasa mafy ary manao "analyse" ny hetsika rehetra: 500 fois par seconde.

๐Ÿ™†โ€โ™‚๏ธ Na passe, na tir, na inona2 dia tsy misy afa-miala aminโ€™ilay capteur fa voarainy ary fantany daholo.

๐Ÿ›ก๏ธ Lasa lalao eo ambany surveillance totale ny FIFA World Cup 2026, ary mifandray @ VAR hatr@ fotoana faran'izay kely indrindra.

๐Ÿ”ด Tsy adihevitra intsony ny fotoana hisianโ€™ny hors-jeu , sns ... fa efa lasa voarakitra daholo.

๐Ÿ”‹ Alohanโ€™ny match tsirairay... dia tsy maintsy charger-na toy ny tรฉlรฉphone ilay baolina.

Source: &

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฃ๐—ข๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—™๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—š๐—” ๐ŸŽ†๐—”๐—ก๐—ง๐—ข๐—ก๐—ฌ : ๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ญ๐—ฌ๐Ÿ“… ๐——๐—ฎ๐˜๐˜† : 30 Mai 2026๐Ÿ“ ๐—ง๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : Espace Hahitantsoa By-pass, F...
29/05/2026

๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌ ๐—™๐—œ๐—Ÿ๐—”๐—ญ๐—”๐—ก๐—” ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐—ฃ๐—ข๐—”๐—›๐—”๐—ก๐—” ๐—”๐—™๐—ข๐— ๐—”๐—ก๐—š๐—” ๐ŸŽ†
๐—”๐—ก๐—ง๐—ข๐—ก๐—ฌ : ๐—Ÿ๐—”๐—ก๐—ข๐—ก๐—”๐—ก๐—” ๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—”๐—ญ๐—ฌ
๐Ÿ“… ๐——๐—ฎ๐˜๐˜† : 30 Mai 2026
๐Ÿ“ ๐—ง๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ : Espace Hahitantsoa By-pass, Fokontany Sud Ambohipo
๐Ÿ•– ๐—ข๐—ฟ๐—ฎ : 6 ora sy sasany hariva
โš ๏ธ ๐— ๐—ฎ๐—ฟ๐—ถ๐—ต๐—ถ๐—ป๐—ฎ ๐—ณ๐—ฎ ๐—ต๐—ถ๐˜€๐˜† ๐—ณ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ๐—ฝ๐—ผ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—ณ๐—ผ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ถ๐—ผ ๐˜๐—ผ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐—ผ.

โžก๏ธ ๐—ž๐—ผ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ถ๐˜€๐—ถ๐—ธ๐—ฎ ๐—ฟ๐—ฒ๐—ต๐—ฒ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—บ๐—ฏ๐—ฎ ๐˜๐˜€๐˜† ๐—ต๐—ผ ๐˜๐—ฎ๐—ถ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—ฟ๐˜†
๐—ต๐—ฎ๐—บ๐—ฝ๐—ถ๐˜๐—ฎ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐—ถ๐˜‡๐—ฎ๐—ป๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฑ๐—ถ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ฎ.
๐— ๐—ถ๐˜€๐—ฎ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฎ ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ถ๐—ป๐—ฑ๐—ฟ๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ณ๐—ถ๐—ฎ๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ-๐—บ๐—ถ๐—ฒ๐—ป๐˜๐—ฎ๐—ป๐—ฎ.

๐Ÿ‡ซ๐Ÿ‡ท ๐—”๐—ฉ๐—œ๐—ฆ ๐——๐—˜ ๐—ง๐—œ๐—ฅ ๐——๐—˜ ๐—™๐—˜๐—จ ๐——โ€™๐—”๐—ฅ๐—ง๐—œ๐—™๐—œ๐—–๐—˜ ๐ŸŽ†
๐—ข๐—•๐—๐—˜๐—ง : ๐—–ร‰๐—Ÿร‰๐—•๐—ฅ๐—”๐—ง๐—œ๐—ข๐—ก ๐——๐—˜ ๐— ๐—”๐—ฅ๐—œ๐—”๐—š๐—˜
๐Ÿ“… ๐——๐—ฎ๐˜๐—ฒ : 30 Mai 2026
๐Ÿ“ ๐—Ÿ๐—ถ๐—ฒ๐˜‚ : Espace Hahitantsoa By-pass, Fokontany Sud Ambohipo
๐Ÿ•– ๐—›๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ๐—ฒ : 18h30
โš ๏ธ ๐—ก๐—ผ๐˜‚๐˜€ ๐—ถ๐—ป๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ผ๐—ป๐˜€ ๐—น๐—ฒ ๐—ฝ๐˜‚๐—ฏ๐—น๐—ถ๐—ฐ ๐—พ๐˜‚โ€™๐˜‚๐—ป ๐˜๐—ถ๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ณ๐—ฒ๐˜‚ ๐—ฑโ€™๐—ฎ๐—ฟ๐˜๐—ถ๐—ณ๐—ถ๐—ฐ๐—ฒ ๐—ฎ๐˜‚๐—ฟ๐—ฎ ๐—น๐—ถ๐—ฒ๐˜‚ ร  ๐—ฐ๐—ฒ๐˜๐˜๐—ฒ ๐—ฑ๐—ฎ๐˜๐—ฒ ๐—ฒ๐˜ ๐—ต๐—ฒ๐˜‚๐—ฟ๐—ฒ.

โžก๏ธ ๐—ก๐—ผ๐˜‚๐˜€ ๐˜ƒ๐—ผ๐˜‚๐˜€ ๐—ฝ๐—ฟ๐—ถ๐—ผ๐—ป๐˜€ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ป๐—ฒ ๐—ฝ๐—ฎ๐˜€ ๐˜ƒ๐—ผ๐˜‚๐˜€ ๐—ฎ๐—น๐—ฎ๐—ฟ๐—บ๐—ฒ๐—ฟ ๐—ฒ๐˜ ๐—ฑ๐—ฒ ๐—ฏ๐—ถ๐—ฒ๐—ป ๐˜ƒ๐—ผ๐˜‚๐—น๐—ผ๐—ถ๐—ฟ ๐—ฟ๐—ฒ๐—น๐—ฎ๐˜†๐—ฒ๐—ฟ ๐—ฐ๐—ฒ๐˜๐˜๐—ฒ ๐—ถ๐—ป๐—ณ๐—ผ๐—ฟ๐—บ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฎ๐˜‚๐˜๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐—ฑ๐—ฒ ๐˜ƒ๐—ผ๐˜‚๐˜€.
๐— ๐—ฒ๐—ฟ๐—ฐ๐—ถ ๐—ฝ๐—ผ๐˜‚๐—ฟ ๐˜ƒ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—บ๐—ฝ๐—ฟรฉ๐—ต๐—ฒ๐—ป๐˜€๐—ถ๐—ผ๐—ป ๐—ฒ๐˜ ๐˜ƒ๐—ผ๐˜๐—ฟ๐—ฒ ๐—ฐ๐—ผ๐—น๐—น๐—ฎ๐—ฏ๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ๐˜๐—ถ๐—ผ๐—ป.

27/05/2026

Zavatra efa nolazaiko hatramin'ny voalohany io, ary tadidio fa raha tena nisy izany dia efa nalain'ilay olona izay nanaparitaka sary voalohany ny sariny zareo misakafo fa ilay mpiasa tsy mihinana. Noho izany zavatra tsy logique ilay hoe izy irery no tsy mihinana. Tadidio fa matetika rehefa mitondra sakafo ohatrizao dia tsy maintsy ny zazakely foana ny homena rehefa tsy ampy koa maninona izany no tsy maintsy omena koa ilay mpiasa??? Nefa ny mpampiasa ary tsy mihinana koa. Normal ary prioritรฉ ny zazakely raha tsy mihinana ny olon-dehibe satria efa kely sisa ny sakafo afaka ohanina eo. Anatra ho any sisa io fa aza manakihana be fahatany izay misy milaza fa diso eto aminy fb fa tsy manampahefana akory ny eto ka afaka mandray dรฉcision hoe iza no meloka. Izay mbola milaza fa ny menace nahazo io vehivavy io dia tsotra hoe avohay ary ilay tena marina aminy compte rรฉel ary mijoroa aminy rariny fa tsy faly hanimba olona fotsiny sy fanenjehana olona no mahamaika. Ary tadidio fa tsy maintsy nisy vidรฉo ilay tranga voalohany raha tena hoe marina. Fa ny gasy moa lasa mpitsara daholo rehefa eto aminy facebook

Address

Ambatobe
Antananarivo
101

Telephone

+261330553030

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Avosoa AROIM posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Business

Send a message to Avosoa AROIM:

Share