Kouj'Aina

Kouj'Aina Varotra kojakoja maro isan-karazany

🎉 PROMOTION TAOM-BAOVAO 🎉Fantatray fa betsaka ny fandaniana tamin’ny faran’ny taona, ka ataonay promotion manokana indra...
19/01/2026

🎉 PROMOTION TAOM-BAOVAO 🎉

Fantatray fa betsaka ny fandaniana tamin’ny faran’ny taona, ka ataonay promotion manokana indray ianareo amin’izao fiandohan’ny taona izao 🤩

🚚 Livraison : 2.000Ar monja raha mividy ato aminay

🛒 Ireto avy ny entana misy promotion :
1️⃣ Bouilloire électrique : 25.000Ar
2️⃣ Micro Sennheiser e845s : 55.000Ar
3️⃣ Pied micro : 55.000Ar
4️⃣ Écran acoustique 5 portes : 120.000Ar
5️⃣ Filtre anti-pop : 30.000Ar
6️⃣ Pack micro studio : 150.000Ar

⏰ Miantsoa haingana sao miova tampoka ny vidiny 😉
📞 034 83 310 03
📩 Na alefaso MP fotsiny

🛡️ MIARO NY TENANAO & NY FIANAKAVIANA 🛡️⚠️ Variole du singe mbola misy, ka zava-dehibe ny fiarovana isan’andro.😷 CACHE-B...
09/01/2026

🛡️ MIARO NY TENANAO & NY FIANAKAVIANA 🛡️
⚠️ Variole du singe mbola misy, ka zava-dehibe ny fiarovana isan’andro.
😷 CACHE-BOUCHE / MASQUE DE PROTECTION
✔️ Manampy amin’ny fisorohana ny fiparitahan’ny mikraoba
✔️ Mety amin’ny asa, fitaterana, tsena, sy toerana be olona
✔️ Mahazo aina ampiasaina isan’andro
📦 Quantité maro disponible
💰 Vidiny mora (miankina amin’ny quantité alaina)
📞 Contact : +261 38 66 782 34 / +261 34 83 310 03
📍 Toerana : Ivato
🚚 Afaka aterina any antranonao
👉 MP na antsoy izahay raha mila fanazavana fanampiny.
🔁 Aza adino ny partager ho fiarovana ny rehetra!

29/12/2025

MP na 0348331003

📢 FAMPILAZANA HO AN’NY MPANJIFA 📢Noho ny fety lasa teo dia lany avokoa ny ankamaroan’ny entana tato aminay 🎉🙏👉 Mety tara...
29/12/2025

📢 FAMPILAZANA HO AN’NY MPANJIFA 📢

Noho ny fety lasa teo dia lany avokoa ny ankamaroan’ny entana tato aminay 🎉🙏
👉 Mety taraiky kely indray ny fahatongavan’ny entana vaovao amin’ny taona vaovao.

✅ Saingy mbola DISPONIBLE kosa ireto entana manaraka ireto ⬇️

🔹 Filtre antipop — 💰 30.000 Ar
🔹 Micro filiaire Sennheiser e845s — 💰 60.000 Ar
🔹 Pied micro — 💰 55.000 Ar
🔹 Bouilloire Brodahs 1.8L — 💰 25.000 Ar

📞 Commande & livraison
➡️ Antsoy mivantana: 034 83 310 03
➡️ Na mandefasa Message Privé (MP) 📩
👉 Lazao fotsiny hoe aiza no hanaterana.

⚠️ Stock voafetra — izay tonga aloha no mahazo 😉
Misaotra tamin’ny fitokisana hatrany 🙏✨

Address

Lot K5 036 Ter 14 Ivato
Antananarivo
105

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:30
Tuesday 08:00 - 16:30
Wednesday 08:00 - 16:30
Thursday 08:00 - 16:30
Friday 08:00 - 16:30

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Kouj'Aina posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Category