09/02/2024
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho antsika rehetra indrindra ny mpifankatia amin'izao akatokin'ny fetin'ny Saint Valentin izao❤❤
Afaka manjifa ny vokatra vita Malagasy ety amin'ny magasin isika fa misy entana maro samihafa azo isafidianana ety!!!
☎Laharana finday
- 032 07 424 88
- 033 07 424 88
- 034 07 424 88