21/08/2026
Coucou,
Mi profite tsara ny vacances daholo ve ianareo ao?
Ity indray ary ny produit en re-stock antsika. Naverinay indray noho ny fangatahanareo.
En promo avy hatrany ity arrivage ity fa araraoty. 😉
Mety tsara rehefa eny amin’ny plage eny na anao piscine. 😊
DM avy hatrany ary na commenteo ny vidéo dia contactenay ianareo. 😉
Bisous 😘