28/08/2026
✨ ARRIVAGES SLIPS FEMMES 🎉
👙mbola disponible hatrany ireto Culottes femme ireto an
Misy safidy maro arakaraka ny filànao sy ny habenao. 🥰
✅ Misy petite taille ka hatramin'ny grande taille
✅ Coton tsara kalitao, malefaka ary mampahazo aina
🟩 Taille haute
🟩 Tanga /demi
🟩 Taille haute tsotra
🟩 Slips de grossesse
🟩 Slips tsotra
🟩 Slips sans couture
🚚 Manao livraison eto Antananarivo manomboka amin'ny 3 000 Ar
📦 Mandefa faritra ihany koa dia afaka misafidy izay coopérative andefasanay azy ny clients
🛒 Disponible en ligne ihany
📞 038 91 483 60
Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana na hanao commande. 😊
o r ❤️🛍️