12/08/2021
Hello 😃😃😃
Fonon'ondana indray no arrivagentsika androany misy miaraka am drap misy ho an'ny mpianatra ihany koa.
Efa natao mora ah 6000 Ar fotsiny ny paire 😇😇
Aza misalasala manotany amin'ny mp raha misy mahaliana.
Livraison 3000 Ar hatrany.
Bonjourné daholo oh
'ondana