Mi-Aro Baby

Mi-Aro Baby Vente des articles bébé en détail et en gros
🚩Golden Center Behoririka
🏠 box C 19 (RDC)

🥰Ensemble pour bébé 3 pièces   0 - 6 mois 📍 Golden center behoririka Box C19 RDC ☎️ 034 05 748 68  Livraison Tana/ Provi...
18/03/2026

🥰Ensemble pour bébé 3 pièces
0 - 6 mois
📍 Golden center behoririka Box C19 RDC
☎️ 034 05 748 68
Livraison Tana/ Province

18/03/2026
💥💥Pack naissance 14 pièces 💥💥Tsy misy mampiasa saina ary tsy sahirana mivezivezy intsony izay hitsena vahinikely miaraka...
14/03/2026

💥💥Pack naissance 14 pièces 💥💥
Tsy misy mampiasa saina ary tsy sahirana mivezivezy intsony izay hitsena vahinikely miaraka aminay fa omenay tolotra tsara be 🫰
🌸 Couverture
🌸 Pelisse
🌸 Sortie de bain
🌸 Sous-vêtements
🌸 Brassière 2 pièces
🌸 Ensemble 5 pièces
🌸 Chaussettes 3 pièces
🌸 Bonnet
🌸 Mouchoirs 3 pièces
🩷🩵 Afaka misafidy couleur ihany koa
Aza misalasala intsony mandefa commande amin ' ny hafatra miafina ary e
Afaka manantona mivantana ihany koa
☎️ 034 05 748 68 /034 31 111 67
Livraison Tana/ Province

🌸  MOUSTIQUAIRE  🌸Ataovy azo antoka sy milamina ny torimason ' ny zazakely Manampy antsika amin 'izany ity moustiquaire ...
09/03/2026

🌸 MOUSTIQUAIRE 🌸
Ataovy azo antoka sy milamina ny torimason ' ny zazakely
Manampy antsika amin 'izany ity moustiquaire ity
Matory ampilamina ihany koa i Maman amin ' izay
✔️ Miaro amin ' ny moka sy ny bibikely
✔️ Mora entina na aiza na aiza ao an - trano na rehefa mandeha
✔️ Mety amin ' ny zaza vao teraka
🛵Livraison Tana/ Faritra
☎️034 05 748 68/ 034 31 111 67
👉Aza misalasala manotany

🌼🌼Volana Mars ndray tsika maman an🌼🌼👉Sortie de bain ndray ary arrivage eh🥰✔Douceur garantie✔Ultra absorbant✔Motifs migni...
02/03/2026

🌼🌼Volana Mars ndray tsika maman an🌼🌼
👉Sortie de bain ndray ary arrivage eh🥰
✔Douceur garantie
✔Ultra absorbant
✔Motifs mignions(Lion/tracteur)
✔Idéal cadeau naissance
✔Couleur Marron et Gris
👉Afaka miditra Mp ianao na miantso
☎️034 05 748 68/034 31 111 67
🚴‍♂️Manao livraison ihany ko izahay an!

🧸POT BEBE🧸Sahirana ve ny zazah tsy te hipetraka amin’ny pot?”👉 “Ity misy pot  endrika mahafatifaty kely ity no hanampy a...
26/02/2026

🧸POT BEBE🧸
Sahirana ve ny zazah tsy te hipetraka amin’ny pot?”
👉 “Ity misy pot endrika mahafatifaty kely ity no hanampy azy
🏵️Plastika matanjaka sy mora diovina
🏵️ Tsy mapatahotra
1 🏵️ Mety ho an ' ny zaza 1 - 5 taona
🏵️ Miendrika kilalao
🏵️ Misy couleur
Aza misalasala manotany raha misy mahaliana
Afaka manatona mivantana koa
📍 Golden center behoririka Box C19 RDC
🛵 Livraison Tana/ Faritra
☎️ 034 05 748 68/ 034 31 111 67

🏵️ Ensemble 6 pièces nouveau-né à motifs cœur   ✔️ Coton 100%   ✔️ Grenouillère  , Haut , 2 pantalons , bonnet , bavoir ...
18/02/2026

🏵️ Ensemble 6 pièces nouveau-né à motifs cœur
✔️ Coton 100%
✔️ Grenouillère , Haut , 2 pantalons , bonnet , bavoir
✔️ Couleur : rouge/ bleu/ rose / marron/ vert
Asa misalasala manotany raha misy tiana
Afaka manantona mivantana ihany koa
📍 Golden center behoririka Box C19 RDC
☎️034 31 111 68 / 034 05 748 68
🛵 Livraison Tana/ Faritra

Ensemble pantalon mamikely ho an ' ny ankizy indray ary 🏵️ Tissu : coton malefaka be 🏵️ Taille dispo : 3 - 4 ans  Aza mi...
16/02/2026

Ensemble pantalon mamikely ho an ' ny ankizy indray ary
🏵️ Tissu : coton malefaka be
🏵️ Taille dispo : 3 - 4 ans
Aza misalasala manotany izay tiana
Afaka manantona mivantana ihany koa
☎️034 31 111 67 / 034 05 748 68

🏵️Ensemble  à capuche 2 pièces mamikely 👉Mety tsara amzao andro mivadibadika izao Mampahazo aina tsara ny zazakely satri...
13/02/2026

🏵️Ensemble à capuche 2 pièces mamikely
👉Mety tsara amzao andro mivadibadika izao
Mampahazo aina tsara ny zazakely satria malefaka ny lambany nefa mafana tsara 👌
Taille : 0 - 3 mois / 3- 6 mois / 6 - 9 mois / 9- 12 mois
Couleur : rose 🩷 / bleu 🩵 / beige 🤎 / blanc cassé 🤍
Afaka mandefa hafatra miafina avy hatrany
Afaka manantona mivantana ihany koa
📍 Golden center behoririka Box C19 RDC
☎️ 034 31 111 67 / 034 05 748 68
🛵 Manao Livraison

Tonga de vonona ny andraisana ny zazakely vao teraka 🎉8 pièces be izao ny ao anatiny 🌸 Sous-vêtements 🌸 Body à prèsse 🌸 ...
10/02/2026

Tonga de vonona ny andraisana ny zazakely vao teraka
🎉8 pièces be izao ny ao anatiny
🌸 Sous-vêtements
🌸 Body à prèsse
🌸 Ensemble manches longues 2 pièces
🌸 Grenouillère
🌸 Moufles
🌸 Bonnet
🌸 Bavoir
Couleur : Blanc / Gris/ Rose / Bleu / Vert
Taille : 0-3 mois / 3-6 mois
Aza misalasala manotany
Afaka manantona mivantana ihany koa
📍 Golden center behoririka Box C19 RDC
☎️034 31 111 67 / 034 05 748 68
Livraison Tana/ Province

Ity indray ny modèle antsika manaraka 💥 Ensemble 2 pièces  💥 Matevina sady malefaka ny lambany : mampahazo aina tsara ny...
07/02/2026

Ity indray ny modèle antsika manaraka
💥 Ensemble 2 pièces
💥 Matevina sady malefaka ny lambany : mampahazo aina tsara ny zazakely
💥 Taille : 0 - 3 mois / 3 - 6 mois / 6 - 9 mois
💥 Couleur : bleu 🩵 / gris 🩶 / rose 🩷 / blanc cassé 🤍

Aza misalasala mandefa hafatra miafina na manantona mivantana
📍 Golden center behoririka Box C19 RDC
☎️ 0340574868/ 0343111167
🛵 Livraison Tana/ Faritra

04/02/2026

Address

Golden Center Box C19, RDc
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mi-Aro Baby posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share