24/10/2025
Salama leretsy a! 👋
Inty ny masaka voaomana a!
💁♀️* Savon à base de lait de chèvre*
Ireto avy ary ny tombotsoa sasantsasany azo avy aminy:
[Nourrissant
[hydratation
[ apaisement
[ anti-acnéiques
[ anti-âge
❤️ convient à tous les types de peau. 💚 🙂
5000 ariary ny singany
10.000 ariary ny roa.
Alefaso ny ary kaomandy.
Mp na mandefa sms @0323080670 📲
livraison manomboka ny Alatsinainy.