31/08/2025
'Ndao tohanana ny antsika e 🇲🇬
Efa afaka alefa mivantana any amin'ny organisateurs raha misy te hanome dons ho an'ny Team Madagascar 🇲🇬 - ny Mobile Money hisokatra rahampitso ao amin'ny Tsipaipaika.
👇
https://first.global/2025-nations/madagascar-2025/
🙏 Zarao please fa MAIKA BE 🙏
✅ Vitanay STEM For Good bénévolement ny fanomanana ara-teknika // saingy tsy ampy ahafahan'ny ekipantsika 🇲🇬 handeha hiatrika ny competition sy hiaro ny titre🥇izany. Panama City, manomboka 29 octobre.
😌 Iza re ho mba afaka hiaraka aminay hanohana an'ireo tanora manam-pahaizana ireo ? Billets d'avion 7 no tadiavina.
🌱 Ho an’ireo izay afaka handray anjara (Mobile Money na Carte Bancaire), afa misokatra ny Tsipaipaika : bit.ly/FGC2025_MG
Alefa any amin’ny organisateurs ny vola rehetra voangona, zareo no mikarakara ny déplacement sy séjour any Panama City.
🌐 Misy ihany koa ny don afaka atao ho an’ny Team Madagascar, alefa mivantana any amin’ny organisateurs (Carte Bancaire ihany) : https://first.global/2025-nations/madagascar-2025/
Mankasitraka amin’ny fiaraha-mientana ho an’ny ekipantsika 🇲🇬
👉 FGC Team Madagascar